< Oekyuk 33 >

1 Ma simla inge fahkak inen acn ma mwet Israel aktuktuk we tukun elos fahsr liki acn Egypt ke sruf lalos ye kolyuk lal Moses ac Aaron.
Ary izao no nandehan’ ny Zanak’ Isiraely, izay nentin’ i Mosesy sy Arona nivoaka avy tany amin’ ny tany Egypta araka ny antokony.
2 Moses el simusla inen kais sie acn ma elos tulokunak lohm nuknuk selos we, oana ma LEUM GOD El sapkin.
Dia nosoratan’ i Mosesy ny nialany araka ny nandehanany, araka ny didin’ i Jehovah; ary izao no nandehanany araka ny nialany:
3 Mwet Israel elos som liki Egypt ke len aksingoul limekosr in malem se meet in yac, len se tukun Kufwen Alukela se oemeet. Ye karinginyuk lun LEUM GOD elos illa liki siti Rameses ye mutun mwet Egypt,
Niala tao Ramesesa Izy tamin’ ny volana voalohany, dia tamin’ ny andro fahadimy ambin’ ny folo tamin’ ny volana voalohany; nony ampitson’ ny Paska no nivoahan’ ny Zanak’ Isiraely tamin’ ny tanana avo teo imason’ ny Egyptiana rehetra.
4 su pikin wounse mukul natulos ma LEUM GOD El uniya. LEUM GOD El oru ouinge in akkalemye lah El arulana ku liki god lun acn Egypt.
Fa ny Egyptiana mbola nandevina izay efa novonoin’ i Jehovah teo aminy, dia ny lahimatoa rehetra; ary ny andriamaniny dia notsarain’ i Jehovah.
5 Mwet Israel som liki acn Rameses ac tulokunak nien aktuktuk lalos Sukkoth.
Ary nony niala tao Ramesesa ny Zanak’ Isiraely, dia nitoby tao Sokota.
6 Nien aktuktuk lalos akluo pa in acn Etham sisken yen mwesis.
Ary nony niala tao Sokota izy, dia nitoby ao Etama, izay teo an-tsisin’ ny efitra.
7 Liki acn sac elos folokla nu Pi Hahiroth, kutulap in Baal Zephon, ac aktuktuk apkuran nu Migdol.
Ary nony niala tao Etama izy, dia nivily nankao Pi-hahirota, izay tandrifin’ i Balazefona, ka nitoby tandrifin’ i Migdola.
8 Elos mukuila liki Pi Hahiroth ac fahsr sasla in Meoa Srusra nu in acn mwesis lun Shur. Tukun fahsr ke len tolu elos aktuktuk in acn Marah.
Ary nony niala tandrifin’ i Hahirota izy, dia nandeha nita teo afovoan’ ny ranomasina ho any an-efitra, dia nandeha lalan-kateloana tany an-efitra Etama izy ka nitoby tao Mara.
9 Liki acn we elos som nu Elim ac aktuktuk we, mweyen oasr unon in kof singoul luo ac sak palm itngoul we.
Ary nony niala tao Mara izy, dia nankany Elima; ary tao Elima dia nisy loharano roa ambin’ ny folo sy hazo rofia fito-polo, dia nitoby teo izy.
10 Elos fahsr liki Elim ac aktuktuk apkuran nu ke Meoa Srusra.
Ary nony niala tao Elima izy, dia nitoby tao amoron’ ny Ranomasina Mena.
11 Acn in aktuktuk se lalos toko pa yen mwesis lun Sin.
Ary nony niala tao amoron’ ny Ranomasina Mena izy, dia nitoby tany an-efitra Sina.
12 Na toko elos aktuktuk Dophkah,
Ary nony niala tany an-efitra Sina izy, dia nitoby tao Dopka.
13 ac toko in acn Alush,
Ary nony niala tao Dopka izy, dia nitoby tao Alosy.
14 ac toko in acn Rephidim, acn se ma wangin kof elos in nim we.
Ary nony niala tao Alosy izy, dia nitoby tao Refidima; ary tsy nisy rano tao hosotroin’ ny olona.
15 Elos mukuiyak liki acn Rephidim ac som aktuktuk in acn mwesis lun Sinai.
Ary nony niala tao Refidima izy, dia nitoby tany an-efitr’ i Sinay.
16 Elos som liki acn we nu in acn Kibroth Hattaavah.
Ary nony niala tany an-efitr’ i Sinay izy, dia nitoby tao Kibrota-hatava.
17 Tok elos som ac aktuktuk in kais sie acn inge: Hazeroth,
Ary nony niala tao Kibrota-hatava izy, dia nitoby tao Hazerota.
18 Rithmah,
Ary nony niala tao Hazerota izy, dia nitoby tao Ritma.
19 Rimmon Perez,
Ary nony niala tao Ritma izy, dia nitoby tao Rimona-pareza.
20 Libnah,
Ary nony niala tao Rimona-pareza izy, dia nitoby tao Libna.
21 Rissah,
Ary nony niala tao Libna izy, dia nitoby tao Risa.
22 Kehelathah,
Ary nony niala tao Risa izy, dia nitoby tao Kehelata.
23 Eol Shepher,
Ary nony niala tao Kehelata izy, dia nitoby tao an-tendrombohitra Sapera.
24 Haradah,
Ary nony niala tao an-tendrombohitra Sapera izy, dia nitoby tao Harada.
25 Makheloth,
Ary nony niala tao Harada izy, dia nitoby tao Makelota.
26 Tahath,
Ary nony niala tao Makelota izy, dia nitoby tao Tahata.
27 Terah,
Ary nony niala tao Tahata izy, dia nitoby tao Tera.
28 Mithkah,
Ary nony niala tao Tera izy, dia nitoby tao Mitka.
29 Hashmonah,
Ary nony niala tao Mitka izy, dia nitoby tao Hasmona.
30 Moseroth,
Ary nony niala tao Hasmona izy, dia nitoby tao Moserota.
31 Bene Jaakan,
Ary nony niala tao Moserota izy, dia nitoby tao Bene-jakana.
32 Hor Haggidgad,
Ary nony niala tao Bene-jakana izy, dia nitoby tao Hora-hagidgada.
33 Jotbathah,
Ary nony niala tao Hora-hagidgada izy, dia nitoby tao Jotbata.
34 Abronah,
Ary nony niala tao Jotbata izy, dia nitoby tao Abrona.
35 Ezion Geber,
Ary nony niala tao Abrona izy, dia nitoby tao Ezion-gebera.
36 acn mwesis lun Zin (pa ingan acn Kadesh),
Ary nony niala tao Ezion-gebera izy, dia nitoby tany an-efitra Zina (Kadesy izany).
37 ac Eol Hor, sisken na facl Edom.
Ary nony niala tao Kadesy izy, dia nitoby tao an-tendrombohitra Hora, tao an-tsisin’ ny tany Edoma.
38 Aaron mwet tol el fanyak nu fin mangon Eol Hor, oana ke LEUM GOD El sapkin nu sel, ac el misa we ke len se oemeet in malem se aklimekosr ke yac akangngaul tukun mwet Israel elos illa liki acn Egypt.
Ary Arona mpisorona niakatra tao an-tendrombohitra Hora, araka ny didin’ i Jehovah, dia maty tao izy tamin’ ny fahefa-polo taona taorian’ ny nivoahan’ ny Zanak’ Isiraely avy tany amin’ ny tany Egypta, tamin’ ny andro voalohany tamin’ ny volana fahadimy.
39 Aaron el yac siofok longoul tolu ke el misa Fineol Hor.
Ary efa telo amby roa-polo amby zato taona Arona, raha maty tao an-tendrombohitra Hora izy.
40 Tokosra lun Arad, su oan layen eir in acn Canaan, el lohngak lah mwet Israel apkuranme.
Ary ren’ ilay Kananita, mpanjakan’ i Arada, izay nonina teo amin’ ny tany atsimo amin’ ny tany Kanana, fa avy ny Zanak’ Isiraely.
41 Mwet Israel elos mukuiyak liki Eol Hor ac aktuktuk Zalmonah.
Ary nony niala tao an-tendrombohitra Hora izy, dia nitoby tao Zalmona.
42 Na toko elos aktuktuk ke kais sie acn inge: Punon,
Ary nony niala tao Zalmona izy, dia nitoby tao Ponona.
43 Oboth,
Ary nony niala tao Ponona izy, dia nitoby tao Obota.
44 mahnum Abarim in acn Moab,
Ary nony niala tao Obota izy, dia nitoby tao Ie-abarima tao amin’ ny faritanin’ i Moaba.
45 Dibon Gad,
Ary nony niala tao Ie-abarima izy, dia nitoby tao Dibon-gada.
46 Almon Diblathaim,
Ary nony niala tao Dibon-gada izy, dia nitoby tao Almon-diblataima.
47 Fineol Abarim, apkuran nu Fineol Nebo,
Ary nony niala tao Almon-diblataima izy, dia nitoby tao amin’ ny tendrombohitra Abarima, tandrifin’ i Nebo.
48 ac in acn tupasrpasr Moab su oan layen kutulap in Infacl Jordan tulanang Jericho,
Ary nony niala tamin’ ny tendrombohitra Abarima izy, dia nitoby tao Arbota-moaba, teo amoron’ i Jordana tandrifin’ i Jeriko.
49 inmasrlon Beth Jeshimoth na nwe infahlfal Acacia in acn mwesis lun Moab.
Ary nitoby teo amoron’ i Jordana izy hatrany Betijesimota ka hatrany Abela-sitima, tao Arbota-moaba.
50 In acn mwesis lun Moab sisken Infacl Jordan tulanang acn Jericho, LEUM GOD El kaskas nu sel Moses ac fahk,
Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy teo Arbota-moaba, teo amoron’ i Jordana tandrifin’ i Jeriko, ka nanao hoe:
51 “Kaskas nu sin mwet Israel, ac fahk nu selos: Pacl se kowos fahsr alukela Infacl Jordan ac utyak nu in facl Canaan,
Mitenena amin’ ny Zanak’ Isiraely hoe: Rehefa tafita an’ i Jordana ka tonga any amin’ ny tany Kanana ianareo,
52 kowos in lusak mwet nukewa we. Kunausla ma sruloala lalos nukewa — ma orekla ke eot ac ma orekla ke osra — wi acn in alu lalos nukewa.
dia horoahinareo eo alohanareo ny mponina rehetra amin’ ny tany, ary horavanareo ny vato soratany rehetra, ary hosimbanareo ny sarin-javany an-idina rehetra, ary horavanareo ny fitoerana avony rehetra;
53 Sruokya facl sac ac oakwuki we, mweyen nga sot acn we tuh in ma suwos.
dia halainareo ny tany, ka hitoetra eo ianareo; fa ianareo no nomeko ny tany ho zara-taninareo.
54 Kitalik acn we ke fa, nu sin sruf ac sou lowos nukewa. Sang ipin acn ma yohk nu sin sruf ma yohk, ac ipin acn ma srik nu sin sruf ma srik.
Ary filokana no hizaranareo ny tany araka ny fokonareo avy: ny maro isa homenareo zara-tany bebe kokoa, ary ny vitsy isa homenareo kelikely kokoa; samy ao amin’ izay ivoahan’ ny filokana ho azy no ho anjarany; araka ny firenen’ ny razanareo no hahazoanareo zara-tany.
55 Kowos fin tia lusla mwet nukewa su muta we, na mwet lula uh ac fah arulana aklokoalokye kowos, oana kutkut in atronmotowos, ku oana sak ma oasr otoh kac inpupowos, na tok elos ac foroht lain kowos.
Fa raha tsy roahinareo eo alohanareo ny mponina amin’ ny tany, dia ho lay amin’ ny masonareo sy ho tsilo amin’ ny tehezanareo izay avelanareo hitoetra eo, ka handrafy anareo eo amin’ ny tany izay onenanareo izy;
56 Kowos fin tia luselosla, na nga ac kunauskowosla oana ke nga akoo in kunauselosla.”
ary hataoko aminareo izay nokasaiko hatao aminy.

< Oekyuk 33 >