< Leviticus 3 >
1 Ke pacl se sie mwet ac kisakin soko cow natul in mwe kisa in akinsewowo, ac enenu in cow mukul soko ku cow mutan soko ma wanginna ma koluk ke manol.
Ary raha fanati-pihavanana no fanatiny, ka ombilahy na ombivavy no ateriny, dia izay tsy misy kilema no hateriny eo anatrehan’ i Jehovah.
2 Mwet sac fah filiya paol fin sifen cow soko ah, ac uniya ke acn in utyak nu in Lohm Nuknuk Mutal, su Nien Muta lun LEUM GOD. Mwet tol in sou lal Aaron ac fah sang srah kac, fwela siska akosr ke loang uh,
Ary hametraka ny tànany amin’ ny lohan’ ny fanatiny izy, dia hamono azy eo anoloan’ ny varavaran’ ny trano-lay fihaonana; ary ireo mpisorona, zanak’ i Arona, hanopy ny rà manodidina amin’ ny lafin’ ny alitara.
3 ac sang ip ma takinyukla inge in mwe kisa mongo nu sin LEUM GOD: kiris nukewa ke koanonsia uh,
Dia hangalan’ ny mpisorona ny fanati-pihavanana, ka hateriny ho fanatitra atao amin’ ny afo ho an’ i Jehovah, dia ny safodrorohany sy ny saboran-tsinainy
4 kidney luo ac kiris kac uh, ac ip se ma wo emeet ke esa uh.
sy ny voany roa mbamin’ ny fonom-boany, izay eo amin’ ny takibany, ary ny ila-atiny lehibe; hataony indray manala amin’ ny voany no fanaisony izany.
5 Mwet tol fah esukak ma inge nukewa fin loang uh wi mwe kisa firir uh. Foulin mwe mongo kisakinyuk inge mwe insewowo nu sin LEUM GOD.
Ary ireo zanak’ i Arona dia handoro izany ho fofona eo ambonin’ ny alitara miaraka amin’ ny fanatitra dorana izay eo ambonin’ ny kitay eo amin’ ny afo; dia fanatitra atao amin’ ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an’ i Jehovah izany.
6 Sie mwet fin use soko sheep ku soko nani tuh in mwe kisa in akinsewowo, ac ku in ma mukul soko ku ma mutan soko, tusruktu enenu in wanginna ma koluk ke manol.
Ary raha ondry na osy no ateriny ho fanati-pihavanana ho an’ i Jehovah, dia izay tsy misy kilema, na lahy na vavy, no hateriny.
7 Mwet se fin kisakin soko sheep,
Raha zanak’ ondry no hateriny ho fanatiny, dia hanatitra azy eo anatrehan’ i Jehovah izy.
8 el fah filiya paol fin sifen sheep soko ah, ac uniya sisken mutun Lohm Nuknuk Mutal. Mwet tol fah fwela siska akosr ke loang uh ke srah
Ary hametraka ny tànany amin’ ny lohan’ ny fanatiny izy, dia hamono azy eo anoloan’ ny trano-lay fihaonana; ary ireo zanak’ i Arona hanopy ny rà manodidina amin’ ny lafin’ ny alitara.
9 ac srela ip inge kewa in mwe kisa mongo nu sin LEUM GOD: kiris, ac acn kiris ke pulun sheep soko ah nufon su ac fah laslasla apkuran nu ke sri in fintokol, oayapa kiris nukewa ma nokomla koanonsial,
Ary hangalan’ ireo ny fanati-pihavanana ka hateriny ho fanatitra atao amin’ ny afo ho an’ i Jehovah, dia ny hofany manontolo (faranana hatreo amin’ ny faran’ ny taolan-damosina no fanaisony izany) sy ny saborany, dia ny safodrorohany sy ny saboran-tsinainy
10 kidney luo ac kiris kac, ac acn ma wo emeet ke esa uh.
ary ny voany roa mbamin’ ny fonom-boany, izay eo amin’ ny takibany, sy ny ila-atiny lehibe; hataony indray manala amin’ ny voany no fanaisony izany.
11 Mwet tol se ma orek kisa uh ac fah esukak ma inge nukewa fin loang uh in mwe kisa mongo nu sin LEUM GOD.
Ary ny mpisorona dia handoro izany ho fofona eo ambonin’ ny alitara; hanina avy amin’ ny fanatitra atao amin’ ny afo ho an’ i Jehovah izany.
12 Mwet se fin kisakin soko nani
Ary raha osy no fanatiny, dia hanatitra azy eo anatrehan’ i Jehovah izy.
13 el fah filiya paol fin sifen nani soko ah, ac uniya sisken mutun Lohm Nuknuk Mutal. Mwet tol ac fah fwela siska akosr ke loang uh ke srah
Ary hametraka ny tànany amin’ ny lohany izy, dia hamono azy eo anoloan’ ny trano-lay fihaonana; ary ireo zanak’ i Arona dia hanopy ny rà manodidina amin’ ny lafin’ ny alitara.
14 ac sang ip inge kewa in mwe kisa mongo nu sin LEUM GOD: kiris nukewa ke koanonsia uh,
Ary avy aminy no hanaterany ny fanatiny atao amin’ ny afo ho an’ i Jehovah, dia ny safodrorohany sy ny saboran-tsinainy
15 kidney luo ac kiris kac, ac acn ma wo emeet ke esa uh.
ary ny voany roa mbamin’ ny fonom-boany, izay eo amin’ ny takibany, sy ny ila-atiny lehibe; hataony indray manala amin’ ny voany no fanaisony izany.
16 Mwet tol fah esukak ma inge nukewa fin loang uh in mwe kisa mongo su ac akinsewowoye LEUM GOD. Kiris nukewa ma lun LEUM GOD.
Ary ny mpisorona handoro azy ho fofona eo ambonin’ ny alitara; hanina avy amin’ ny fanatitra atao amin’ ny afo ho hanitra ankasitrahana izany; an’ i Jehovah ny sabora rehetra.
17 Wangin mwet Israel ac fah kang kutena kiris ku kutena srah. Oakwuk se pa inge, ma in karinginyuk sin mwet Israel nukewa nwe tok in acn nukewa ma elos muta we.
Izao no ho lalàna mandrakizay amin’ ny taranakareo hatramin’ ny fara mandimby eny amin’ izay rehetra itoeranareo: tsy hihinana sabora na rà akory ianareo.