< Ufunuo 17 >
1 Mmonga ghwa malaika saba ajhele ni fitasa saba ahidili ni kunijobhela, “Hidai, nibeta kulasya hukumu jha kahaba mbaha jhaitama panani pa masi ghamehele,
Ary tonga ny anjely anankiray tamin’ izy fito izay nanana ny lovia fito, dia niteny tamiko nanao hoe: Avia atỳ; dia hasehoko anao ny fitsarana ilay vehivavy janga lehibe, izay mipetraka eny ambonin’ ny rano maro,
2 ambajhe bhafalme bha nchi bhabhombili mambo gha uzinzi ni muene ni panani pa mvinyo bhwa uzinzi bhwa muene bhabhitama paduniani bhagalisibhu.”
dia ilay nijangajangan’ ny mpanjakan’ ny tany, sady natao leon’ ny divain’ ny fijangajangany ny mponina tamin’ ny tany.
3 Malaika akanitola mu Roho mpaka KU nyika, na nambwene n'dala atamili panani pa mnyama n'dung'u jhaamemili mahina gha matukano. Mnyama ajhele ni mitu saba ni mang'eru kumi.
Dia nentiny tamin’ ny Fanahy ho any an’ efitra aho ary nahita vehivavy nitaingina bibi-dia mivolon-jaky, feno anarana fitenenan-dratsy sady nanan-doha fito sy tandroka folo.
4 N'dala afwatikibhu nghobho sya dhambarau ni sidung'u na apambibhu kwa dhahabu, maganga gha thamani, ni lulu. Ajhele akamulili mu kibhoko kya muene kikombi kya dhahabu kyakimemili fenu fya machukizo gha uchafu bhwa uasherati bhuake.
Ary ravehivavy dia nitafy lamba volomparasy sy jaky ary niravaka volamena sy vato soa ary perila sady nitana kapoaka volamena teny an-tànany, feno zava-betaveta, dia ny zava-maloto momba ny fijangajangany;
5 Panani pa lipaji lya pamihu pa siri: “BABELI MBAHA, MABHU GHWA MAKAHABA NI GHWA MADADISILU GHA NCHI.”
ary nisy anarana voasoratra teo amin’ ny handriny nanao hoe: ZAVA-MIAFINA, BABYLONA LEHIBE, RENIN’ NY MPIJANGAJANGA SY NY ZAVA-BETAVETA, AMIN’ NY TANY.
6 Nabhwene jha kujha n'dala ojhu ajhele angalili kwa damu jha bhaumini ni damu jha bhabhafuili kwa ndabha jha Yesu. Wakati nimbhwene, najhele ni mshangao mbaha.
Ary hitako fa, indro, ravehivavy dia leon’ ny ran ny olona masìna sy ny ran’ ny martioran’ i Jesosy; koa raha nahita azy aho, dia gaga indrindra.
7 Lakini malaika akan'jobhela, “Kwandajha kiki ghwishangala? Nibetakujhelekesya maana jha n'dala ni mnyama jhaan'tolili (Mnyama ojho jha ajhe ni mitu saba ni ghala mang'eru kumi).
Ary hoy ilay anjely tamiko: Nahoana no gaga ianao? Izaho hilaza aminao ny zava-miafina ny amin-dravehivavy sy ny bibi-dia mitondra azy, izay manan-doha fito sy tandroka folo.
8 Mnyama jha umbwene ajhele, ajhelepi kabhele henu, lakini ajhe tayari kukwela kuhoma mu lilende lya libelikujha ni mwishu. Kisha ibeta kujhendelela ni uharibifu. Bhala bhabhitama, panani pa nchi, bhala ambabho mahina gha bhene ghajhandikibhu lepi mu kitabu kya uzima kuhoma kubhekibhwa misingi ghwa ulimwengu - bhibeta kusyangala pabhibeta kumbona mnyama jhajhele, ajhelepi henu, lakini ajhe karibu kuhida. (Abyssos )
Ny bibi-dia, ilay efa hitanao, dia teo ihany ary tsy eo izao, nefa efa hiakatra avy amin’ ny lavaka tsy hita noanoa izy ka ho lasa ho amin’ ny fandringanana; ary ny monina ambonin’ ny tany, dia izay tsy voasoratra eo amin’ ny bokin’ ny fiainana hatramin’ ny nanorenana izao tontolo izao, dia ho gaga raha mijery ilay bibi-dia, izay teo ihany ary tsy eo izao, nefa mbola ho avy indray. (Abyssos )
9 Wito obho kwandabha jha luhala lwa lujhele ni hekima. Mitu saba ndo fidonda saba ambapo n'dala atamili panani pa muene.
Indro ny hevitra iray misy fahendrena: Ny loha fito dia tendrombohitra fito, izay ipetrahan-dravehivavy.
10 Nabhu kabhele ndo bhafalme saba. Bhafalme bhahanu bhabinili, mmonga ajhele, ni jhongi ahidilipi, akona; pa ibetakuhida, ibetakutama kwa muda mfupi tu.
Ary mpanjaka fito ireo; efa lavo ny dimy, ka ny iray mbola eo ihany, ary ny iray koa mbola tsy tonga; ary rehefa tonga izy, dia tsy maintsy mitoetra kelikely.
11 Mnyama jha ajhele, lakini henu ajhelepi, muene kabhele ndo Mfalme ghwa nene; lakini ndo mmonga ghwa bhala bhafalme saba, na ilota mu uharibifu.
Ary ny bibi-dia izay teo ihany ary tsy eo izao, dia izy no naman’ ny fito mahavalo ary ka lasa ho amin’ ny fandringanana.
12 Ghala mang'eru kumi gha ughabhuene ndo bhafalme kumi ambabho bhapokili lepi ufalme, lakini bhibetakupokela mamlaka kama bhafalme kwa lisaa limonga pamonga ni mnyama.
Ary ny tandroka folo, izay hitanao, dia mpanjaka folo izay tsy mbola nahazo fanjakana; fa mandray fahefana ho toa mpanjaka iray ora miaraka amin’ ny bibi-dia izy.
13 Abha bhajhe ni shauri limonga, na bhibeta kumpela nghofu sya bhene ni mamlaka mnyama jhola.
Ireo dia miray saina ka manome ny heriny sy ny fahefany ho an’ ilay bibi-dia.
14 Bhibeta kuleta ngondo dhidi jha bhene ni mwanakondoo. Lakini mwanakondoo ibeta kubhashinda kwa ndabha ndo Bwana ghwa mabwana ni Mfalme ghwa bhafalme - ni kwa muene twakutibhu, twachagulibhu, bhaaminifu.”
Ireo dia hiady amin’ ny Zanak’ ondry, ary ny Zanak’ ondry haharesy azy, satria Tompon’ ny tompo sy Mpanjakan’ ny mpanjaka Izy, ary haharesy azy koa izay momba Azy, dia olona voantso sy voafidy ary mahatoky.
15 Malaika akan'jobhela, “Masighala gha ughabhwene, pala paatamili jhola kahaba ndo bhanu, makutano, mataifa ni lugha.
Ary hoy izy tamiko: Ny rano ela hitanao, izay ipetrahan’ ilay vehivavy janga, dia olona sy vahoaka betsaka sy firenena maro ary samy hafa fiteny.
16 Mang'eru kumi ghala gha ughabhuene-esu ni jhola mnyama bhibeta kumbomba kujha mpweke ni ngoli, bhibeta kulya mb'ele ghwa muene, ni kuukosya ni muoto.
Ary ny tandroka folo sy ny bibi-dia izay efa hitanao, dia ireo no hankahala ilay vehivavy janga ka hahatsinontsinona azy sy hampitanjaka ary sy hihinana ny nofony ary handevona ny tenany amin’ ny afo.
17 Maana K'yara abhekili mioyo ghya bhene kup'enda kusudi lya muene kwa makubalianu gha kumpela mnyama nghofu sya bhene kun'tawala mpaka malobhi gha K'yara pa ghibeta kutimila.
Fa Andriamanitra efa nanome fo ireo hanatanteraka ny heviny sy hifanara-tsaina ary hanome ny fanjakany ho an’ ilay bibi-dia mandra-pahatanteraky ny tenin’ Andriamanitra.
18 N'dala jhola jhaumbwene ndo mji bhola mbaha bhwawitawala panani pa bhafalme bha nchi.”
Ary ravehivavy, ilay hitanao, dia tanàna lehibe, izay manjaka amin’ ny mpanjakan’ ny tany.