< 歴代誌Ⅰ 1 >

1 アダム、セツ、エノス、
Adama, Seta, Enosy,
2 ケナン、マハラレル、ヤレド、
Kenana, Mahalalila, Jareda,
3 エノク、メトセラ、ラメク、
Enoka, Metosela, Lameka,
4 ノア、セム、ハム、ヤペテ。
Noa, Sema, Hama ary Jafeta.
5 ヤペテの子らはゴメル、マゴグ、マダイ、ヤワン、トバル、メセク、テラス。
Ny zanakalahin’ i Jafeta dia Gomera sy Magoga sy Maday sy Javana sy Tobala sy Maseta ary Tirasa.
6 ゴメルの子らはアシケナズ、デパテ、トガルマ。
Ary ny zanakalahin’ i Gomera dia Askenaza sy Rifata ary Togarma.
7 ヤワンの子らはエリシャ、タルシシ、キッテム、ロダニム。
Ary ny zanakalahin’ i Javana dia Elisaha sy Tarsisy sy ny Kitima ary ny Dodanita.
8 ハムの子らはクシ、エジプト、プテ、カナン。
Ny zanakalahin’ i Hama dia Kosy sy Mizraima sy Pota ary Kanana.
9 クシの子らはセバ、ハビラ、サブタ、ラアマ、サブテカ。ラアマの子らはシバとデダン。
Ary ny zanakalahin’ i Kosy dia Seba sy Havila sy Sabta sy Ragarna ary Sabteka. Ary ny zanakalahin’ i Ragama dia Seba sy Dedana.
10 クシはニムロデを生んだ。ニムロデは初めて世の権力ある者となった。
Ary Kosy niteraka an’ i Nimroda; izy no voalohany izay tonga olona mahery teo ambonin’ ny tany.
11 エジプトはルデびと、アナムびと、レハブびと、ナフトびと、
Ary Mizraima niteraka ny Lodita sy ny Anamita sy ny Lehabita sy ny Naftohita
12 パテロスびと、カスルびと、カフトルびとを生んだ。カフトルびとからペリシテびとが出た。
sy ny Patrosita sy ny Kaslohita (izay nihavian’ ny Filistina) ary ny Kaftorita.
13 カナンは長子シドンとヘテを生んだ。
Ary Kanana niteraka an’ i Sidona, lahimatoany, sy Heta
14 またエブスびと、アモリびと、ギルガシびと、
ary ny Jebosita sy ny Amorita sy ny Girgasita
15 ヒビびと、アルキびと、セニびと、
sy ny Hivita sy ny Arkita sy ny Sinita
16 アルワデびと、ゼマリびと、ハマテびとを生んだ。
sy ny Arvadita sy ny Zemarita ary ny Harnatita.
17 セムの子らはエラム、アシュル、アルパクサデ、ルデ、アラム、ウズ、ホル、ゲテル、メセクである。
Ny zanakalahin’ i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpahada sy Loda sy Arama sy Oza sy Hola sy Gatera ary Maseka.
18 アルパクサデはシラを生み、シラはエベルを生んだ。
Ary Arpaksada niteraka an’ i Sela; ary Sela niteraka an’ i Ebera.
19 エベルにふたりの子が生れた。ひとりの名はペレグ彼の代に地の民が散り分れたからであるその弟の名はヨクタンといった。
Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran’ ny iray natao hoe Palega, satria tamin’ ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran’ ny rahalahiny.
20 ヨクタンはアルモダデ、シャレフ、ハザル・マウテ、エラ、
Ary Joktana niteraka an’ i Almodada sy Salefa sy Hazarmaveta sy Jera
21 ハドラム、ウザル、デクラ、
sy Hadorama sy Ozala sy Dikla
22 エバル、アビマエル、シバ、
sy Ebala sy Abimaela sy Sheba
23 オフル、ハビラ、ヨバブを生んだ。これらはみなヨクタンの子である。
sy Ofira sy Havila ary Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin’ i Joktana.
24 セム、アルパクサデ、シラ、
Sema, Arpaksada, Sela,
25 エベル、ペレグ、リウ、
Ebera, Palega, Reo,
26 セルグ、ナホル、テラ、
Seroga, Nahora, Tera,
27 アブラムすなわちアブラハムである。
Abrama (dia Abrahama izany).
28 アブラハムの子らはイサクとイシマエルである。
Ny zanakalahin’ i Abrahama dia Isaka sy Isimaela.
29 彼らの子孫は次のとおりである。イシマエルの長子はネバヨテ、次はケダル、アデビエル、ミブサム、
Izao no taranany: Nebaiota, lahimatoan’ Isimaela, dia Kedara sy Abdela sy Mibsama
30 ミシマ、ドマ、マッサ、ハダデ、テマ、
sy Misma sy Doma sy Masa sy Hadada sy Tema
31 エトル、ネフシ、ケデマ。これらはイシマエルの子孫である。
sy Jetora sy Nafisy ary Kedma. Ireo no zanakalahin’ Isimaela.
32 アブラハムのそばめケトラの子孫は次のとおりである。彼女はジムラン、ヨクシャン、メダン、ミデアン、イシバク、シュワを産んだ。ヨクシャンの子らはシバとデダンである。
Ary ny zanakalahin’ i Ketora, vaditsindranon’ i Abrahama. Izy no niteraka an’ i Zimrama sy Joksana sy Medana sy Midiana sy Jisbaka ary Soaha. Ary ny zanakalahin’ i Joksana dia Sheba sy Dedana.
33 ミデアンの子らはエパ、エペル、ヘノク、アビダ、エルダア。これらはみなケトラの子孫である。
Ary ny zanakalahin’ i Midiana dia Efaha sy Efera sy Hanoka sy Abida ary Eldaha. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’ i Ketora.
34 アブラハムはイサクを生んだ。イサクの子らはエサウとイスラエル。
Ary Abrahama niteraka an’ Isaka. Ny zanakalahin’ i Isaka dia Esao sy Isiraely.
35 エサウの子らはエリパズ、リウエル、エウシ、ヤラム、コラ。
Ny zanakalahin’ i Esao dia Elifaza sy Regoela sy Jeosy sy Jalama ary Kora.
36 エリパズの子らはテマン、オマル、ゼピ、ガタム、ケナズ、テムナ、アマレク。
Ny zanak’ i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama sy Kenaza sy Timna ary Amaleka.
37 リウエルの子らはナハテ、ゼラ、シャンマ、ミッザ。
Ny zanakalahin’ i Regoela dia Nahata sy Zera sy Sama ary Miza.
38 セイルの子らはロタン、ショバル、ヂベオン、アナ、デション、エゼル、デシャン。
Ary ny zanakalahin’ i Seïra dia Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana sy Disona sy Ezera ary Disana.
39 ロタンの子らはホリとホマム。ロタンの妹はテムナ。
Ary ny zanakalahin’ i Lotana dia Hory sy Homama; ary Timna no anabavin’ i Lotana.
40 ショバルの子らはアルヤン、マナハテ、エバル、シピ、オナム。ヂベオンの子らはアヤとアナ。
Ary ny zanakalahin’ i Sobala dia Aliana sy Manahata sy Ebala sy Sefy ary Onama. Ary ny zanakalahin’ i Zibona dia Aia sy Ana.
41 アナの子はデション。デションの子らはハムラン、エシバン、イテラン、ケラン。
Ary ny zanakalahin’ i Ana dia Disona. Ary ny zanakalahin’ i Disona dia Hamrana sy Esbana sa Jitrana ary Kerana.
42 エゼルの子らはビルハン、ザワン、ヤカン。デシャンの子らはウズとアラン。
Ary ny zanakalahin i Ezera dia Bilana sy Zavana ary Jakana. Ny zanakalahin’ i Disana dia Oza sy Arana.
43 イスラエルの人々を治める王がまだなかった時、エドムの地を治めた王たちは次のとおりである。ベオルの子ベラ。その都の名はデナバといった。
Ary izao no mpanjaka izay nanjaka tany amin’ ny tany Edoma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin’ ny Zanak’ Isiraely: Bela, zanak’ i Beora; ary Dinaba no anaran’ ny tanànany.
44 ベラが死んで、ボズラのゼラの子ヨバブが代って王となった。
Ary maty Bela, dia nanjaka nandimby azy Jobaba, zanak’ i Zera, avy any Bozra.
45 ヨバブが死んで、テマンびとの地のホシャムが代って王となった。
Ary maty Jobaba, dia nanjaka nandimby azy Hosama, avy any amin’ ny tanin’ ny Temanita.
46 ホシャムが死んで、ベダテの子ハダデが代って王となった。彼はモアブの野でミデアンを撃った。彼の都の名はアビテといった。
Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak’ i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin’ ny tany Moaba; ary Avita no anaran’ ny tanànany.
47 ハダデが死んで、マスレカのサムラが代って王となった。
Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy any Masreka.
48 サムラが死んで、ユフラテ川のほとりのレホボテのサウルが代って王となった。
Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy any Rehobota eo amoron’ ny Ony.
49 サウルが死んで、アクボルの子バアル・ハナンが代って王となった。
Ary maty Saoly, dia nanjaka nandimby azy Bala-hanana, zanak’ i Akbora.
50 バアル・ハナンが死んで、ハダデが代って王となった。彼の都の名はパイといった。彼の妻はマテレデの娘であって、名をメヘタベルといった。マテレデはメザハブの娘である。
Ary maty Bala-hanana, dia nanjaka nandimby azy Hadada; ary Pao no anaran’ ny tanànany; ary ny anaran’ ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin’ i Matreda, zanakavavin’ i Me-zahaba.
51 ハダデも死んだ。エドムの族長は、テムナ侯、アルヤ侯、エテテ侯、
Dia maty koa Hadada. Ary ny loham-pirenen’ i Edoma dia Timna loham-pireneny, Alva loham-pireneny, Jetata loham-pireneny,
52 アホリバマ侯、エラ侯、ピノン侯、
Oholibama loham-pireneny, Elaha loham-pireneny, Pinona loham-pireneny,
53 ケナズ侯、テマン侯、ミブザル侯、
Kenaza loham-pireneny, Temana loham-pireneny, Mibzara loham-pireneny,
54 マグデエル侯、イラム侯。これらはエドムの族長である。
Magdiela loham-pireneny, Irama loham-pireneny. Ireo no loham-pirenen’ i Edoma.

< 歴代誌Ⅰ 1 >