< Yosua 21 >
1 Pada suatu hari para kepala keluarga dalam suku Lewi pergi ke Silo di negeri Kanaan, dan menghadap Imam Eleazar, Yosua anak Nun, dan para kepala keluarga seluruh suku-suku bangsa Israel. Mereka berkata, "Melalui Musa, TUHAN sudah memerintahkan supaya kepada kami, orang-orang Lewi, diberi kota-kota untuk tempat tinggal kami dan tanah-tanah padang di sekitar kota-kota itu untuk ternak kami."
Ary ny lohan’ ny fianakaviana tamin’ ny Levita dia nanatona an’ i Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak’ i Nona, ary ny lohan’ ny fianakaviana tamin’ ny firenen’ ny Zanak’ Isiraely
ka niteny taminy tao Silo tao amin’ ny tany Kanana hoe: Jehovah efa nampandidy an’ i Mosesy mba homena tanàna hitoerana izahay sy tany manodidina azy ho an’ ny biby fiompinay.
3 Maka orang Israel mengikuti perintah TUHAN. Dari tanah milik mereka sendiri, mereka memberikan kepada orang Lewi kota-kota tertentu dengan tanah-tanah padangnya.
Dia avy tamin’ ny lovany no nanomezan’ ny Zanak’ Isiraely ny Levita izao tanàna izao sy ny tany manodidina azy avy araka ny didin’ i Jehovah.
4 Yang pertama-tama menerima kota-kotanya adalah keluarga-keluarga dari kaum Kehat dalam suku Lewi. Keluarga-keluarga keturunan Imam Harun diberikan tiga belas kota dari wilayah suku Yehuda, Simeon dan Benyamin.
Dia nahazo loka ny fokon’ ny Kehatita; ary ny loka azon’ ny taranak’ i Arona mpisorona isan’ ny Levita dia tanàna telo ambin’ ny folo, avy tamin’ ny firenen’ i Joda sy ny firenen’ i Simeona ary ny firenen’ i Benjamina.
5 Keluarga-keluarga lainnya dari kaum Kehat diberi sepuluh kota dari wilayah suku Efraim, suku Dan serta suku Manasye yang di sebelah barat Sungai Yordan.
Ary ny loka azon’ ny taranak’ i Kehata sisa dia tanàna folo, avy tamin’ ny fokon’ ny firenen’ i Efraima sy ny firenen’ i Dana ary ny antsasaky ny firenen’ i Manase.
6 Kaum Gerson mendapat tiga belas kota dari wilayah suku Isakhar, Asyer, Naftali dan suku Manasye yang di sebelah timur Sungai Yordan.
Ary ny loka azon’ ny taranak’ i Gersona dia tanàna telo ambin’ ny folo, avy tamin’ ny fokon’ ny firenen’ Isakara sy ny firenen’ i Asera sy ny firenen’ i Naftaly ary tamin’ ny antsasaky ny firenen’ i Manase any Basana.
7 Keluarga-keluarga dari kaum Merari mendapat dua belas kota dari wilayah suku Ruben, Gad dan Zebulon.
Ary ny loka azon’ ny taranak’ i Merary isam-pokony dia tanàna roa ambin’ ny folo, avy tamin’ ny firenen’ i Robena sy ny firenen’ i Gada ary ny firenen’ i Zebolona.
8 Demikianlah orang Israel membagi-bagikan kota-kota tersebut dengan tanah-tanah padangnya melalui undian kepada orang Lewi, seperti yang diperintahkan TUHAN melalui Musa.
Dia nomen’ ny Zanak’ Isiraely ny Levita tamin’ ny filokana ireo tanàna ireo sy ny tany manodidina azy avy, araka izay nasain’ i Jehovah nandidian’ i Mosesy.
9 Dari kaum Kehat dalam suku Lewi, imam-imam keturunan Harunlah yang pertama-tama menerima kota-kotanya; mereka diberi tiga belas kota dengan tanah-tanah padangnya. Dari suku Yehuda dan Simeon, mereka menerima sembilan kota, yaitu: Libna, Yatir, Estemoa, Holon, Debir, Ain, Yuta, Bet-Semes dan Arba, yang dinamakan menurut nama ayah Enak. Kota itu, yang sekarang bernama Hebron, adalah sebuah kota suaka di pegunungan Yehuda. Ladang-ladang dan desa-desa kota ini sudah diberikan kepada Kaleb anak Yefune untuk menjadi tanah miliknya. Dari suku Benyamin mereka menerima empat kota, yaitu: Gibeon, Geba, Anatot dan Almon.
Dia nomeny avy tamin’ ny firenena taranak’ i Joda sy ny firenena taranak’ i Simeona ireto tanàna hotononina ireto,
izay azon’ ny taranak’ i Arona, isam-pokon’ ny taranak’ i Kehata, amin’ ny taranak’ i Levy; fa azy ny loka voalohany.
Dia nomeny azy ny tanànan’ i Arba, rain’ i Anàka (Hebrona izany), any amin’ ny tany havoan’ i Joda, mbamin’ ny tany manodidina azy.
Fa ny saha momba ny tanàna sy ny zana-bohiny dia nomeny ho lovan’ i Kaleba, zanak’ i Jefone.
Dia nomeny ny taranak’ i Arona mpisorona Hebrona sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an’ izay nahafaty olona, ary Libna sy ny tany manodidina azy
ary Jatira sy ny tany manodidina azy ary Estemoa sy ny tany manodidina azy,
ary Holona sy ny tany manodidina azy ary Debira sy ny tany manodidina azy,
ary Aina sy ny tany manodidina azy ary Jota sy ny tany manodidina azy ary Beti-semesy sy ny tany manodidina azy: tanàna sivy avy tamin’ ireo firenena roa ireo;
ary avy tamin’ ny firenen’ i Benjamina dia Gibeona sy ny tany manodidina azy ary Geba sy ny tany manodidina azy
ary Anatota sy ny tany manodidina azy ary Almona sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra.
Ny tanàna rehetra an’ ny mpisorona, taranak’ i Arona, dia telo ambin’ ny folo ary ny tany manodidina azy avy.
20 Keluarga-keluarga lainnya dari kaum Kehat diberi sepuluh kota dengan tanah-tanah padangnya. Dari suku Efraim mereka menerima empat kota, yaitu: Bet-Horon, Kibzaim, Gezer dan Sikhem, sebuah kota suaka di pegunungan Efraim. Dari suku Dan mereka menerima empat kota, yaitu: Elteke, Gibeton, Ayalon dan Gat-Rimon. Dari suku Manasye yang di sebelah barat mereka menerima dua kota, yaitu: Taanakh dan Gat-Rimon.
Ary ny amin’ ny taranak’ i Rehata, dia ny Levita sisa tamin’ ny taranak’ i Kehata, ny tanàna azony tamin’ ny filokana dia avy tamin’ ny firenen’ i Efraima.
Dia nomeny azy Sekema sy ny tany manodidina azy any amin’ ny tany havoan’ i Efraima, ho tanàna fandosirana ho an’ izay nahafaty olona, ary Gazera sy ny tany manodidina azy
ary Kibzaima sy ny tany manodidina azy ary Beti-horona sy ny tany manodidina azy: tanàna efatra;
ary avy tamin’ ny firenen’ i Dana dia Elteke sy ny tany manodidina azy ary Gibetona sy ny tany manodidina azy.
ary Aialona sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany manodidina azy: tanàna efatra;
ary avy tamin’ ny antsasaky ny firenen’ i Manase dia Tanaka sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany tany manodidina azy: tanàna roa.
Ny tanàna rehetra azon’ ny fokon’ ny taranak’ i Kehata sisa dia folo ary ny tany manodidina azy avy.
27 Sebuah kaum lain dalam suku Lewi ialah kaum Gerson. Keluarga-keluarga dalam kaum Gerson itu diberi tiga belas kota dengan tanah-tanah padangnya. Dari suku Manasye yang di sebelah timur mereka menerima dua kota, yaitu: Beestera dan Golan, sebuah kota suaka di daerah Basan. Dari suku Isakhar mereka menerima empat kota, yaitu: Kisyon, Dobrat, Yarmut dan En-Ganim. Dari suku Asyer mereka menerima empat kota, yaitu: Misal, Abdon, Helkat dan Rehob. Dari suku Naftali mereka menerima tiga buah kota, yaitu: Hamat-Dor, Kartan dan Kedes, sebuah kota suaka di Galilea.
Ary izao no azon’ ny taranak’ i Gersona isan’ ny fokon’ ny Levita; avy tamin’ ny antsasaky ny firenen’ i Manase dia Golana any Basana sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an’ izay nahafaty olona, ary Bestera sy ny tany manodidina azy, dia tanàna roa;
ary avy tamin’ ny firenen’ Isakara dia Kisiona sy ny tany manodidina azy ary Daberata sy ny tany manodidina azy,
ary Jarmota sy ny tany manodidina azy ary Enganima sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra;
ary avy tamin’ ny firenen’ i Asera dia Misala sy ny tany manodidina azy ary Abdona sy ny tany manodidina azy
ary Helkata sy ny tany manodidina azy ary Rehoba sy ny ràny manodidina azy, dia tanàna efatra;
ary avy tamin’ ny firenen’ i Naftaly dia Kadesy any Galilia sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an’ izay nahafaty olona, ary Hamota dora sy ny tany manodidina azy ary Kanana sy ny tany manodidina azy, dia tanàna telo.
Ny tanàna rehetra an’ ny Gersonita isam-potony dia telo ambin’ ny folo ary ny tany manodidina azy avy.
34 Kaum yang sisa dalam suku Lewi, yaitu kaum Merari diberi dua belas kota dengan tanah-tanah padangnya. Dari suku Zebulon mereka menerima empat kota, yaitu: Yokneam, Karta, Dimna dan Nahalal. Dari suku Ruben mereka menerima empat kota, yaitu Bezer, Yahas, Kedemot dan Mefaat. Dari suku Gad mereka menerima empat kota, yaitu: Mahanaim, Hesybon, Yaezer dan Ramot, sebuah kota suaka di Gilead.
Ary izao no azon’ ny fokon’ ny taranak’ i Merary, izay Levita sisa: avy tamin’ ny firenen’ i Zebolona dia Jokneama sy ny tany manodidina azy ary Karta sy ny tany manodidina azy,
ary Dimna sy ny tany manodidina azy ary Nahalola sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra;
ary avy tamin’ ny firenen’ i Robena dia Bezera sy ny tany manodidina azy ary Jahaza sy ny tany manodidina azy,
ary Kedemota sy ny tany manodidina azy ary Mefata sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra;
ary avy tamin’ ny firenen’ i Gada dia Ramota any Gileada sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an’ izay nahafaty olona, ary Mahanaima sy ny tany manodidina azy
ary Hesbona sy ny tany manodidina azy ary Jazera sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra izy rehetra.
Ny tanàna rehetra an’ ny taranak’ i Merary araka ny fokony, izay sisa tamin’ ny fokon’ ny Levita, dia tanàna roa ambin’ ny folo no loka azony.
41 Jadi dari tanah-tanah yang dimiliki seluruh bangsa Israel ada sejumlah empat puluh delapan kota dengan tanah-tanah padang di sekitarnya yang diberikan kepada orang-orang Lewi.
Ny tanàna rehetra an’ ny Levita teo anatin’ ny lovan’ ny Zanak’ Isiraely dia valo amby efa-polo sy ny tany manodidina azy avy.
Ireo tanàna ireo samy manana ny taniny manodidina azy avy; tahaka izany avokoa ireo tanàna rehetra ireo.
43 Demikianlah TUHAN memberikan kepada umat Israel seluruh tanah yang telah dijanjikan-Nya dengan sumpah kepada nenek moyang mereka. Setelah menduduki negeri itu, umat Israel menetap di sana.
Dia nomen’ i Jehovah ny Isiraely ny tany rehetra izay efa nianianany homena ny razany; ary nandova izany izy ireo ka nonina teo,
44 Maka sesuai dengan apa yang dijanjikan TUHAN kepada nenek moyang mereka, negeri itu aman karena dilindungi TUHAN. Musuh-musuh mereka tidak satu pun yang dapat melawan mereka, sebab TUHAN memberi kemenangan kepada orang Israel atas semua musuh mereka.
Dia nomen’ i Jehovah fitsaharana amin’ ny manodidina izy, araka izay rehetra nianiananany tamin’ ny razany, ka tsy nisy lehilahy tamin’ ny fahavalony rehetra nahajanona teo anoloany; fa natolotr’ i Jehovah teo an-tànany avokoa ny fahavalony rehetra.
45 TUHAN menepati setiap janji-Nya kepada umat Israel; tidak satu pun yang tidak ditepati-Nya.
Tsy nisy latsata na dia kely akory aza ny zava-tsoa rehetra izay nolazain’ i Jehovah tamin’ ny taranak’ Isiraely; fa tanteraka avokoa izany rehetra izany.