< Hoikeana 15 >

1 I KE aku la au i kekahi hoailona hou ma ka lani, he nui a kupanaha loa, ehiku anela me na mea ino ehiku, hope loa; no ka mea, ma ia mau mea ua hookoia ko ke Akua inaina.
Ary hitako fa, indro, nisy famantarana iray koa tany an-danitra, sady lehibe mahagaga, dia anjely fito izay nanana ny Ioza fito farany, Satria ireny no enti-mahatanteraka ny fahatezeran’ Andriamanitra.
2 A ike aku la au, he mea ua like me ka moana aniani, i hui pu ia me ke ahi; a o ka poe i lanakila maluna o ka holoholona a me kona kii, a me kona hoailona, a me ka heluna o kona inoa, e ku ana lakou maluna o ka moana aniani, a ia lakou na lira o ke Akua.
Ary nahita aho fa, indro, toa ranomasina fitaratra miharo afo, ary izay naharesy ka afaka tamin’ ny bibi-dia sy ny sariny ary ny isan’ ny anarany dia nitsangana teo amoron’ ny ranomasina fitaratra, nitana lokangan’ Andriamanitra.
3 Mele mai la lakou i ke mele a Mose, ke kauwa a ke Akua a me ke mele a ke Keikihipa, e olelo ana, He nui a he kupanaha loa kau hana, e ka Haku, ke Akua Mana loa; he pono a he oiaio kou mau aoao, e ke Alii o na lahuikanaka.
Ary mihira ny fihiran’ i Mosesy, mpanompon’ Andriamanitra, sy ny fihiran’ ny Zanak’ ondry izy manao hoe: Lehibe sy mahatalanjona ny asanao, Tompo Ô, Andriamanitra Tsitoha; Mahitsy sy marina ny lalanao, Ry Mpanjaka mandrakizay.
4 Owai ka mea e makau ole ia oe, o ka Haku, a e hoonani ole i kou inoa? no ka mea, o oe wale no ka Hemolele; a e hele mai no hoi ko na aina a pau, a e kukuli hoomaikai imua ou; no ka mea, ua maopopo ka pono o kou hoopai ana.
Iza no tsy hatahotra? Ary iza no tsy hankalaza ny anaranao, Tompo ô? Fa Hianao ihany no masìna, ary ny firenena rehetra ho avy hiankohoka eo anatrehanao; Fa efa naharihary ny fitsarana marina nataonao.
5 Mahope o keia mau mea, ike aku la au, a ua weheia ka luakini o ka halelewa hoike, ma ka lani:
Ary rehefa afaka izany, dia nahita aho fa, indro, novohana ny tempoly, dia ny tabernakelin’ ny vavolombelona tany an-danitra;
6 A puka mai la na anela ehiku mailoko mai o ka luakini, me na mea iuo ehiku, ua aahuia i ka lole olona aiai keokeo, ua kaeiia ko lakou umauma i na kaei gula.
ary ny anjely fito izay nanana ny loza fito dia nivoaka avy tao amin’ ny tempoly, ary niravaka vato soa madio sy mamirapiratra izy sady nisikina fisikinam-bolamena teo amin’ ny tratrany.
7 Haawi mai la kekahi o na mea ola eha, na ka poe anela ehiku i ehiku huewai gula, ua piha i ka inaina o ke Akua, e ola mau ana ia ao aku ia ao aku. (aiōn g165)
Ary ny anankiray tamin’ ny zava-manan’ aina efatra nanome ny anjely fito lovia volamena fito, feno ny fahatezeran’ Andriamanitra, Izay velona mandrakizay mandrakizay. (aiōn g165)
8 Ua piha hoi ka luakini i ka uahi, mai ka nani mai o ke Akua a me ka mana ona: aole i hiki i kekahi ke komo iloko o ka luakini, a pau i ka hookoia na mea ino ehiku a kela poe anela ehiku.
Ary ny tempoly dia feno setroka avy tamin’ ny voninahitr’ Andriamanitra sy ny heriny, ka tsy nisy nahazo niditra tao amin’ ny tempoly mandra-pahatanteraky ny loza fito nentin’ ny anjely fito.

< Hoikeana 15 >