< Kĩambĩrĩria 11 >

1 Hĩndĩ ĩyo ya tene-rĩ, andũ othe a thĩ maarĩ na rũthiomi rũmwe na mwario o ũmwe.
Ary ny tany rehetra dia iray fanononana sy iray fiteny.
2 Na rĩrĩa andũ maathiiaga na mwena wa irathĩro, magĩkinya werũ-inĩ ũrĩa mwaraganu wa Shinaru, na magĩtũũra kuo.
Ary raha nifindrafindra niantsinanana ny olona, dia nahita tany lemaka tany amin’ ny tany Sinara izy ka nonina teo.
3 Nao makĩĩrana atĩrĩ, “Ũkai tũũmbe maturubarĩ na tũmacine wega.” Magĩtũmĩra maturubarĩ handũ ha mahiga, na rami handũ ha thimiti.
Ary niresadresaka hoe izy: Andeha isika hanao biriky ka handotra azy tsara. Ary ny biriky na taony solom-bato, ary ny asfalta nataony solon-drihitra.
4 Ningĩ magĩcooka makiuga atĩrĩ, “Ũkai, rekei twĩyakĩre itũũra inene, rĩna mũthiringo mũraaya na igũrũ, ũkinye o matu-inĩ, nĩgeetha twĩgĩĩre igweta, na nĩguo tũtikaanahurunjwo thĩ yothe.”
Ary hoy izy: Andeha isika hanao tanàna sy tilikambo ho antsika, ka ny tampony hahatakatra ny lanitra, dia hanao izay hahazoantsika laza, fandrao hiely eny ambonin’ ny tany rehetra isika.
5 No rĩrĩ, Jehova agĩikũrũka oke one itũũra rĩu na mũthiringo ũcio andũ acio maakaga.
Dia nidina Jehovah hizaha ny tanàna sy ny tilikambo, izay nataon’ ny zanak’ olombelona.
6 Jehova akiuga atĩrĩ na ngoro yake, “Angĩkorwo na ũndũ wa ũrũmwe wa kwaria rũthiomi rũmwe andũ aya nĩmambĩrĩria gwĩka ũũ-rĩ, gũtirĩ ũndũ makaabanga gwĩka ũkaamarema.
Ary hoy Jehovah: Indro, iray foko ny olona, sady iray fanononana izy rehetra, ary ity vao fiandohan’ ny hataony; koa izao dia tsy hisy azo sakanana na inona na inona izay saintsaininy hatao.
7 Ũkai, tũikũrũke tũkahĩngĩcanie rũthiomi rwao, nĩgeetha matigacooke kũiguithania mĩario mũndũ na ũrĩa ũngĩ.”
Aoka isika hidina, ka eny no hanorokoroantsika ny fiteniny, mba tsy hifankahala teny izy.
8 Nĩ ũndũ ũcio, kuuma hau Jehova akĩmahurunja thĩ yothe, nao magĩtiga gwaka itũũra rĩu inene.
Dia tao no nampielezan’ i Jehovah azy hiala ho eny ambonin’ ny tany rehetra; dia nitsahatra tsy nanao ny tanàna intsony izy.
9 Na nĩkĩo itũũra rĩu rĩetirwo Babeli, tondũ nĩkuo Jehova aahĩngĩcanĩirie rũthiomi rwa andũ a thĩ yothe. Kuuma kũu, Jehova akĩmahurunja thĩ yothe.
Koa izany no nanaovana ny anarany hoe Babela; fa tao Jehovah no nanorokoro ny fitenin’ ny tany rehetra; ary tao no nampielezan’ i Jehovah ny olona ho eny ambonin’ ny tany rehetra.
10 Ũyũ nĩguo ũhoro wa Shemu. Mĩaka ĩĩrĩ thuutha wa mũiyũro wa maaĩ-rĩ, rĩrĩa Shemu aarĩ na ũkũrũ wa mĩaka igana rĩmwe-rĩ, nĩguo aatuĩkire ithe wa Arafakasadi.
Izao no taranak’ i Sema: Rehefa zato taona Sema, dia niteraka an’ i Arpaksada izy roa taona taorian’ ny safo-drano.
11 Shemu aatũũrire muoyo mĩaka magana matano thuutha wa gũtuĩka ithe wa Arafakasadi, na akĩgĩa na ciana ingĩ cia aanake na cia airĩtu.
Ary ny andro niainan’ i Sema taorian’ ny niterahany an’ i Arpaksada dia diman-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
12 Nake Arafakasadi aakinyia mĩaka mĩrongo ĩtatũ na ĩtano, agĩtuĩka ithe wa Shela.
Ary rehefa dimy amby telo-polo taona ny andro niainan’ i Arpaksada, dia niteraka an’ i Sela izy.
13 Na thuutha wa gũtuĩka ithe wa Shela, Arafakasadi agĩtũũra muoyo mĩaka ĩngĩ magana mana na ĩtatũ, na akĩgĩa na ciana ingĩ cia aanake na cia airĩtu.
Ary ny andro niainan’ i Arpaksada taorian’ ny niterahany an’ i Sela dia telo amby efa-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
14 Nake Shela aakinyia mĩaka mĩrongo ĩtatũ, agĩtuĩka ithe wa Eberi.
Ary rehefa telo-polo taona ny andro niainan’ i Sela, dia niteraka an’ i Ebera izy.
15 Na thuutha wa gũtuĩka ithe wa Eberi, Shela agĩtũũra muoyo mĩaka ĩngĩ magana mana na ĩtatũ, na akĩgĩa na ciana ingĩ cia aanake na cia airĩtu.
Ary ny andro niainan’ i Sela taorian’ ny niterahany an’ i Ebera dia telo amby efa-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
16 Nake Eberi aakinyia mĩaka mĩrongo ĩtatũ na ĩna, agĩtuĩka ithe wa Pelegu.
Ary rehefa efatra amby telo-polo taona ny andro niainan’ i Ebera, dia niteraka an’ i Palega izy.
17 Na thuutha wa gũtuĩka ithe wa Pelegu, Eberi agĩtũũra muoyo mĩaka ĩngĩ magana mana na mĩrongo ĩtatũ, na akĩgĩa na ciana ingĩ cia aanake na cia airĩtu.
Ary ny andro niainan’ i Ebera taorian’ ny niterahany an’ i Palega dia telo-polo amby efa-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
18 Nake Pelegu aakinyia mĩaka mĩrongo ĩtatũ, agĩtuĩka ithe wa Reu.
Ary rehefa telo-polo taona ny andro niainan’ i Palega, dia niteraka an-dReo izy,
19 Na thuutha wa gũtuĩka ithe wa Reu, Pelegu agĩtũũra muoyo mĩaka ĩngĩ magana meerĩ na kenda na akĩgĩa na ciana ingĩ cia aanake na cia airĩtu.
Ary ny andro niainan’ i Palega taorian’ ny niterahany an-dReo dia sivy amby roan-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
20 Nake Reu aakinyia mĩaka mĩrongo ĩtatũ na ĩĩrĩ, agĩtuĩka ithe wa Serugu.
Ary rehefa roa amby telo-polo, taona ny andro niainan-dReo, dia niteraka an’ i Seroga izy.
21 Na thuutha wa gũtuĩka ithe wa Serugu, Reu agĩtũũra muoyo mĩaka ĩngĩ magana meerĩ na mũgwanja na akĩgĩa na ciana ingĩ cia aanake na cia airĩtu.
Ary ny andro niainan-dReo taorian’ ny niterahany an’ i Seroga dia fito amby roan-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
22 Nake Serugu aakinyia mĩaka mĩrongo ĩtatũ, agĩtuĩka ithe wa Nahoru.
Ary rehefa telo-polo taona ny andro niainan’ i Seroga, dia niteraka an’ i Nahora izy,
23 Na thuutha wa gũtuĩka ithe wa Nahoru, Serugu agĩtũũra muoyo mĩaka ĩngĩ magana meerĩ na akĩgĩa na ciana ingĩ cia aanake na cia airĩtu.
Ary ny andro niainan’ i Seroga taorian’ ny niterahany an’ i Nahora dia roan-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
24 Nake Nahoru aakinyia mĩaka mĩrongo ĩĩrĩ na kenda, agĩtuĩka ithe wa Tera.
Ary rehefa sivy amby roa-polo taona ny andro niainan’ i Nahora, dia niteraka an’ i Tera izy.
25 Na thuutha wa gũtuĩka ithe wa Tera, Nahoru agĩtũũra muoyo mĩaka ĩngĩ igana na ikũmi na kenda, na akĩgĩa na ciana ingĩ cia aanake na cia airĩtu.
Ary ny andro niainan’ i Nahora taorian’ ny niterahany an’ i Tera dia sivy ambin’ ny folo amby zato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
26 Thuutha wa Tera gũkinyia mĩaka mĩrongo mũgwanja, agĩtuĩka ithe wa Aburamu, na Nahoru na Harani.
Ary rehefa fito-polo taona ny andro niainan’ i Tera, dia niteraka an’ i Abrama sy Nahora ary Harana izy:
27 Ũyũ nĩguo ũhoro wa Tera. Tera nĩwe warĩ ithe wa Aburamu, na Nahoru na Harani. Nake Harani agĩtuĩka ithe wa Loti.
Ary izao no taranak’ i Tera: Tera niteraka an’ i Abrama sy Nahora ary Harana; ary Harana niteraka an’ i Lota.
28 Ithe wao Tera arĩ o muoyo-rĩ, Harani nĩakuire arĩ bũrũri-inĩ wa Uri-kwa-Akalidei, kũrĩa aaciarĩirwo.
Ary maty Harana, raha mbola teo anatrehan’ i Tera rainy tany amin’ ny tany nahaterahany, dia tao Oran’ ny Kaldeana.
29 Aburamu na Nahoru o eerĩ nĩmahikanirie. Mũtumia wa Aburamu eetagwo Sarai, nake mũtumia wa Nahoru eetagwo Milika; Milika aarĩ mwarĩ wa Harani. Harani nĩwe warĩ ithe wa Milika na Isika.
Ary Abrama sy Nahora dia samy naka vady ho azy: ny anaran’ ny vadin’ i Abrama dia Saray; ary ny anaran’ ny vadin’ i Nahora dia Milka, zanakavavin’ i Harana, rain’ i Milka sy rain’ Iska.
30 Na rĩrĩ, Sarai aarĩ thaata; ndaarĩ na ciana.
Ary momba Saray; tsy nanan-janaka izy.
31 Nake Tera akĩoya mũriũ wake Aburamu, na Loti mũrũ wa mũrũwe Harani, na Sarai mũtumia wa mũriũ wake Aburamu; nao makiumagara hamwe moime bũrũri wa Uri-kwa-Akalidei mathiĩ Kaanani. No rĩrĩa maakinyire bũrũri wetagwo Harani, magĩtũũra kuo.
Ary Tera nitondra an’ i Abrama zanany sy Lota zafiny, zanak’ i Harana, ary Saray vinantoni-vavy, vadin’ i Abrama zanany; dia niaraka taminy ireo ka niala tao Oran’ ny Kaldeana hankany amin’ ny tany Kanana; dia tonga tao Harana izy ka nonina tao.
32 Tera agĩtũũra muoyo mĩaka ĩngĩ magana meerĩ na ĩtano, na agĩkuĩra kũu Harani.
Ary dimy amby roan-jato taona ny andro niainan’ i Tera; dia maty tao Harana izy.

< Kĩambĩrĩria 11 >