< Psalms 131 >

1 A Song of degrees of David. LORD, my heart [is] not haughty, nor my eyes lofty: neither do I exercise myself in great matters, or in things too high for me.
Fihirana fiakarana. Nataon’ i Davida.
2 Surely I have behaved and quieted myself as a child that is weaned by his mother: my soul [is] even as a weaned child.
Fa nampionona sy nampangina ny fanahiko aho; Tahaka ny zaza efa maoty eo amin-dreniny. Dia tahaka Izany ny fanahiko ato anatiko.
3 Let Israel hope in the LORD from henceforth and for ever.
Ry Isiraely ô, manantenà an’ i Jehovah Hatramin’ izao ka ho mandrakizay.

< Psalms 131 >