< Solomon Laa 7 >
1 Na kho te hlangcong canu kah khokhom neh sawtthen tangkik. Na phai dongkah phaibong khaw kutthai kut kah bibi neh himbai bangla om.
Endrey! mahate-hijery ny famindran’ ny tongotrao mikiraro, ry zazavavy zanak’ andriana! Dia tahaka ny firavaka ny amboam-penao, nataon’ ny tanan’ ny mahay zavatra.
2 Na yenrhui te kueluek baeldung bangla homtui long khaw vaitah pawh. Na bungko te khaw tuilipai loh cang hlom neh a ven.
Ny foitrao dia tahaka ny tomaboha kivorivory; Tsy ho diso divay noharoharoan-java-manitra anie izy! Ny kibonao dia tahaka ny vary tritika voatoby sady voaravaka lilia manodidina.
3 Na rhangsuk rhoi tah sakhi rhuinu caphae ca rhoi van pawn ni.
Ny nononao roa dia tahaka ny gazela kambana mbola tanora.
4 Na rhawn tah rhaltoeng vueino van pawn ni. Na mik tah Bathrabbim vongka kah Heshbon tuibuem van pawn ni. Na hnarhong tah Damasku rhaldan aka tawt Lebanon rhaltoengim van pawn ni.
Ny vozonao dia tahaka ny tilikambo ivory; Ny masonao dia tahaka ny kamory any Hesbona, dia eo am-bavahadin’ ny tanàna be olona; Ny oronao dia tahaka ny tilikambo any Libanona, izay manandrify an’ i Damaskosy.
5 Na sokah na lu tah Karmel tlang van pawn ni. Na lu samloeng tah manghai sammuei, daidi samdueng van pawn ni.
Ny lohanao dia tahaka an’ i Karmela, ary ny volon-dohanao milantolanto dia somary volomparasy. Voatanan’ ny volo olioly ny mpanjaka!
6 Lungnah, omthenbawnnah neh sawtthen tangkik tih hmae tangkik.
Endrey! tsara tarehy sady mahafinaritra ianao, ry malala, amin’ izao zava-mahafinaritra rehetra izao!
7 Na sang loh rhophoe a puet tih na rhangsuk loh thaihsu coeng he.
Izato tsangananao dia tahaka ny rofia, Ary ny nononao dia tahaka ny sampahony.
8 “Rhophoe dongah ka yoeng saeh lamtah a koi te ka hlan eh,’ ka ti. Na rhangsuk tah misur thaihsu bangla om laeh saeh. Na hnarhong hmueih tah thaihthawn van pawn ni.
Hoy izaho: Hananika ny rofia aho ka handray ny rantsany; Ary aoka ny nononao ho toy ny sampahom-boaloboka amiko, ary ny fofonainao ho tahaka ny an’ ny poma,
9 Na ka tah misurtui then van pawn ni. Oila Kamah hlo taengah caeh vaengah no neh lai khaw vanat la khuep uh.
Ny vavanao dia toy ny divay tsara, eny, divay mikorotsaka mora eo an-tendan’ ny malalako sady miditra misononoka amin’ ny molotry ny matory.
10 Kamah he kamah hlo kah coeng tih a lungdueknah tah kamah ham saeh.
An’ ny malalako aho, sady manina ahy izy.
11 Kamah hlo aw halo lamtah pong la cet lah sih, vangca ah khaw rhaeh mai sih.
Avia, ry malalako, aoka handeha ho any an-tsaha isika; Andeha handry any ambanivohitra isika.
12 Thoo sih, misurdum te so sih. Misur khaw a cuen khaming, thaihmoe loh culh tih tale khaw khooi coeng. Teah te kamah hlo te nang taengah kam pae eh.
Dia aoka hifoha maraina koa ho any an-tanim-boaloboka isika; Aoka hizahantsika raha mitsimoka ny voaloboka, sy mivelatra ny voniny, ary mamony ny ampongabendanitra any no hanehoako ny fitiavako anao.
13 Hloih he a bo rhim. Tedae mah kah thohka ah cangtham he a rhuem a thai la cungkuem tih ka hlo nang ham ka khoem.
Mamerovero tsara ny dodaima, sady ao am-bavahadintsika misy voankazo tsara samy hafa, na ny vao na ny ela: Efa notehiriziko ho anao izany, ry malalako.