< Tingtoeng 99 >

1 BOEIPA he a manghai coeng dongah, pilnam rhoek loh tlai uh saeh. Cherubim dongah ngol tih, diklai khaw tuen saeh.
Jehovah no Mpanjaka aoka hangovitra ny firenena; Mipetraka amin’ ny kerobima Izy, aoka hihorohoro ny tany.
2 BOEIPA tah Zion ah len tih, pilnam boeih soah pomsang hang.
Lehibe any Ziona Jehovah; Ary avo ambonin’ ny firenena rehetra Izy.
3 Na ming aka tanglue tih, a cim dongah rhih om te uem uh saeh.
Aoka hidera ny anaranao lehibe sy mahatahotra ireo; Fa masìna Jehovah.
4 Te dongah manghai kah sarhi loh tiktamnah te a lungnah tih, vanatnah la na sikim sak. Jakob khuiah khaw tiktamnah neh duengnah na saii.
Ny herin’ ny mpanjaka dia tia rariny; Ampitoerinao ny fahitsiana; Fitsarana sy fahamarinana no ataonao eo amin’ i Jakoba.
5 Mamih kah BOEIPA Pathen he pomsang uh lamtah, a kho taengkah khotloeng cim taengah bawk uh.
Manandrata an’ i Jehovah Andriamanitsika ianareo, Ka miankohofa eo amin’ ny fitoeran-tongony; Fa masìna Izy.
6 Amah kah khosoih rhoek khuiah Moses neh Aaron, a ming a khue khuikah Samuel, amih loh BOEIPA a khue uh vaengah, BOEIPA loh amih te a doo.
Mosesy sy Arona tamin’ ny mpisorony, Ary Samoela tamin’ izay mpiantso ny anarany, Niantso an’ i Jehovah ireo, ary namaly: azy Izy.
7 Amih te cingmai tung lamkah a voek tih, amih taengah a paek olphong neh oltlueh te a ngaithuen uh.
Niteny taminy tao anatin’ ny andri-rahona Izy; Nitandrina ny teni-vavolombelony izy ireo, Dia ny didy izay efa nomeny azy.
8 Kaimih kah BOEIPA Pathen namah loh amih te na doo. Amih kah khoboe te phu a loh dae amih taengah khodawk aka ngai Pathen la na om.
Jehovah Andriamanitray ô, Hianao no namaly ny nataony; Andriamanitra, Mpamela ny helony, Hianao, Na dia namaly azy noho ny nataony aza.
9 Mamih kah BOEIPA Pathen te pomsang uh lah. Mamih kah BOEIPA Pathen tah a cim dongah, a tlang cim ah bawk uh lah.
Asandrato Jehovah Andriamanitsika, Ary miankohofa eo an-tendrombohiny masìna; Fa masìna Jehovah Andriamanitsika.

< Tingtoeng 99 >