< Thothuengnah 15 >

1 BOEIPA loh Moses neh Aaron te a voek tih,
Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:
2 “Israel ca rhoek te voek rhoi lamtah thui pah rhoi. Hlang pakhat te a pumsa dong lamkah pumthim om tih a buk pah vaengah anih te rhalawt coeng.
Mitenena amin’ ny Zanak’ Isiraely hoe: Ny lehilahy rehetra izay marary mitsika dia haloto noho ny fitsihany.
3 Anih kah pumthim te a ti a hnai la om tih a pumsa dongkah aka long pumthim mai khaw, a saa dongah aka kap pumthim mai khaw a ti a hnai la om.
Ary izao no ho fahalotoany, raha marary mitsika izy: na mandeha ny fitsihany, na tsy mandeha, dia samy fahalotoana ihany izany.
4 A hnai loh a hnai thil thingkong khat khat dongah aka yalh khaw aka poeih uh la om vetih anih loh a hnai thil hnopai khat khat dongkah aka ngol khaw aka poeih uh la om.
Maloto ny fandriana rehetra izay andrian’ ny marary mitsika; ary maloto ny zavatra rehetra izay ipetrahany.
5 Anih kah thingkong aka ben boeih long tah a himbai te suk saeh lamtah tui neh sil uh saeh. Anih te khaw kholaeh due aka poeih uh la om saeh.
Ary izay rehetra mikasika ny fandriany, dia hanasa fitafiana sy handro amin’ ny rano ary haloto mandra-paharivan’ ny andro.
6 A pum aka hnai loh a ngol thil hnopai dongah aka ngol long khaw a himbai te suk saeh lamtah tui hlu saeh. Anih te khaw kholaeh due aka poeih uh la om saeh.
Ary izay mipetraka amin’ ny zavatra izay efa nipetrahan’ ny marary mitsika dia hanasa fitafiana sy handro amin’ ny rano ary haloto mandra-paharivan’ ny andro.
7 Aka hnai kah a pumsa aka ben long khaw a himbai suk saeh lamtah tui hlu saeh. Anih te khaw kholaeh due aka poeih uh la om saeh.
Ary izay mikasika ny tenan’ ny marary mitsika dia hanasa fitafiana sy handro amin’ ny rano ary haloto mandra-paharivan’ ny andro.
8 A cuem te a hnai loh a phuh atah a himbai suk saeh lamtah tui hlu saeh. Anih te khaw kholaeh due aka poeih uh la om saeh.
Ary raha misy olona madio voaroran’ ny marary mitsika, dia hanasa fitafiana izy sy handro amin’ ny rano ary haloto mandra-paharivan’ ny andro
9 A pum aka hnai loh a ngol thil ngoldoelh boeih khaw aka poeih uh la om saeh.
Ary haloto ny lasely rehetra izay itaingenan’ ny marary mitsika.
10 Anih dangkah aka om boeih te aka ben boeih khaw kholaeh due aka poeih uh la om saeh. Tekah hno aka phuei long tah a himbai te suk saeh lamtah tui hlu saeh. Anih te khaw kholaeh due aka poeih uh la om saeh.
Ary izay rehetra mikasika izay zavatra teo ambaniny dia haloto mandra-paharivan’ ny andro; ary izay mitondra izany zavatra izany dia hanasa fitafiana sy handro amin’ ny rano ary haloto mandra-paharivan’ ny andro.
11 A pum dongah aka hnai hlang aka taek boeih khaw a kut te tui neh a lae pawt atah a himbai suk saeh lamtah tui hlu saeh. Anih te khaw kholaeh duela aka poeih uh la om saeh.
Ary izay rehetra voakasiky ny marary mitsika, kanefa ilay marary tsy mbola nanasa ny tànany tamin’ ny rano, dia hanasa fitafiana sy handro amin’ ny rano ary haloto mandra-paharivan’ ny andro.
12 Lai am khaw a pum buk loh a ben atah rhek dae saeh. Tedae thing baelyak boeih te tah tui neh lae saeh.
Ary hovakivakina ny vilany tany izay voakasiky ny marary mitsika; ary hosasana amin’ ny rano kosa ny fanaka hazo rehetra.
13 A pumthim aka buk te a caihcil van atah a ciimnah ham hnin rhih due tae saeh. Te phoeiah a himbai te suk saeh lamtah, a pumsa te tui hing neh sil saeh lamtah caihcil saeh.
Ary raha sitrana amin’ ny fitsihany ny marary mitsika, dia hiandry hafitoana ny amin’ ny fanadiovana azy izy; ary hanasa fitafiana sy handro amin’ ny rano mandeha izy, dia hadio.
14 A hnin rhet dongah vahu phiknit mai khaw, vahui ca phiknit mai khaw amah ham lo saeh. Te phoeiah tingtunnah dap thohka kah BOEIPA mikhmuh la khuen saeh lamtah khosoih taengah pae saeh.
Ary amin’ ny andro fahavalo dia hitondra domohina roa na zana-boromailala roa izy ka hankeo anatrehan’ i Jehovah, eo anoloan’ ny varavaran’ ny trano-lay fihaonana, dia hanolotra ireo ho amin’ ny mpisorona izy.
15 Te vaengah pakhat te boirhaem la, pakhat te hmueihhlutnah la khosoih loh nawn pah saeh. Te phoeiah anih kah pumthim kongah te khosoih loh BOEIPA mikhmuh ah dawth pah saeh.
Dia haterin’ ny mpisorona ireo, ny anankiray hatao fanatitra noho ny ota, ary ny anankiray kosa hatao fanatitra odorana; dia hanao fanavotana ho azy eo anatrehan’ i Jehovah ny mpisorona noho ny fitsihany.
16 Hlang te a yangtui a yae atah a pumsa tom te tui neh sil saeh. Anih te khaw kholaeh due aka poeih uh la om saeh.
Ary raha miala amin’ ny lehilahy ny azy, dia hanasa ny tenany rehetra amin’ ny rano izy ary haloto mandra-paharivan’ ny andro;
17 Himbai khat khat mai khaw, maehpho khat khat mai khaw yangtui aka om tah tui neh sil saeh. Anih te khaw kholaeh due aka poeih uh la om saeh.
ary hosasana amin’ ny rano ny fitafiany rehetra sy ny hoditra rehetra, izay nilatsahan’ ny azy; dia haloto mandra-paharivan’ ny andro izany.
18 Huta tongpa a yalh hmaih vaengkah yangtui te khaw tui neh sil rhoi saeh. Amih rhoi khaw kholaeh due aka poeih uh la om saeh.
Ny vehivavy izay andrian-dehilahy koa, dia samy handro amin’ ny rano izy roroa ary haloto mandra-paharivan’ ny andro.
19 Huta khaw a pumsa pumthim om tih thii a buk vaengah pumom bangla hnin rhih om saeh. Te vaengah anih aka ben boeih tah kholaeh due aka poeih uh la om saeh.
Ary raha misy vehivavy mararin’ ny fadim-bolany, dia haloto hafitoana izy; ary izay rehetra mikasika azy dia haloto mandra-paharivan’ ny andro.
20 Pumom vaengkah a yalh thil hnopai boeih khaw aka poeih uh la om tih a ngol thil hnopai boeih te a poeih uh.
Ary ny zavatra rehetra izay andriany amin’ ny andro fahalotoany dia haloto koa; ary ny zavatra rehetra izay ipetrahany dia haloto koa.
21 Anih kah thingkong aka ben boeih loh a himbai te suk saeh lamtah tui hlu saeh. Anih khaw kholaeh due aka poeih uh la om saeh.
Ary izay rehetra mikasika ny fandriany dia hanasa fitafiana sy handro amin’ ny rano ary haloto mandra-paharivan’ ny andro.
22 A ngol thil hnopai khat khat aka ben boeih long khaw a himbai te suk saeh lamtah tui hlu saeh. Anih khaw kholaeh due poeih uh la om saeh.
Ary izay rehetra mikasika ny zavatra izay efa nipetrahany dia hanasa fitafiana sy handro amin’ ny rano ary haloto mandra-paharivan’ ny andro.
23 A thingkong khaw, anih loh a ngol thil hnopai mai khaw aka ben tah kholaeh due poeih uh la om saeh.
Ary raha ao amin’ ny fandriana izany, na ao amin’ ny zavatra izay efa nipetrahany, raha nikasika izany izy, dia haloto mandra-paharivan’ ny andro.
24 Hlang loh a yalh a yalh puei tih pum a om atah hnin rhih khuiah poeih uh la om saeh. Te vaengah a yalh thil thingkong boeih khaw aka poeih uh la om saeh.
Ary raha misy lehilahy mandry amin-dravehivavy, ary mankeo aminy ny fadim-bolany, dia haloto hafitoana izy, ary izay rehetra andriany dia haloto koa.
25 Huta he khohnin a sen pumthim la a thii buk tih a pumom tue pawt ah khaw, pumom tue a poeng phoeiah khaw pumthim la a ti a hnai neh hnin takuem a buk atah pumom tue bangla anih te rhalawt la om.
Ary raha misy vehivavy marary mitsi-drà ela, na dia tsy amin’ ny andro fahalotoany amin’ ny fadim-bolany aza, na raha misy mararin’ ny fadim-bolana ka mandeha mihoatra noho ny fihaviny, dia haloto izy amin’ ny andron’ ny faharariany rehetra, tahaka ny amin’ ny andro fahalotoany ihany.
26 Pumthim a om tue khuiah a yalh thil thingkong boeih khaw pumom vaengkah thingkong vanbangla om. A ngol thil hnopai boeih khaw pumom tue vaengkah a tihnai vanbangla anih te rhalawt la om ni.
Ny fandriana rehetra andriany amin’ ny andron’ ny fahalotoany rehetra dia hataony tahaka ny fandriana nandriany tamin’ ny andro fahalotoany; ary izay rehetra ipetrahany dia haloto koa tahaka ny fahalotoany amin’ ny fadim-bolany.
27 Tekah hnopai aka ben boeih khaw a poeih coeng dongah a himbai te suk saeh lamtah tui hlu saeh. Anih khaw kholaeh due poeih uh la om saeh.
Ary izay rehetra mikasika izany zavatra izany dia haloto; ary hanasa fitafiana sy handro amin’ ny rano izy ary haloto mandra-paharivan’ ny andro.
28 Tedae a pumthim te a caihcil phoeiah hnin rhih hil tae saeh lamtah caihcil saeh.
Fa raha sitrana amin’ ny faharariany ravehivavy, dia hiandry hafitoana izy, ary rehefa afaka izany, dia hadio izy.
29 A rhet hnin dongah vahu phiknit mai khaw vahui ca phiknit mai khaw amah ham lo saeh lamtah tingtunnah dap thohka kah khosoih taengla khuen saeh.
Ary amin’ ny andro fahavalo dia haka domohina roa na zana-boromailala roa ho azy izy ka hitondra ireo ho eo amin’ ny mpisorona, eo anoloan’ ny varavaran’ ny trano-lay fihaonana.
30 Te vaengah pakhat te boirhaem la, pakhat te hmueihhlutnah la khosoih loh nawn saeh. Te phoeiah anih kah a ti a hnai pumthim kongah khosoih loh BOEIPA mikhmuh ah dawth pah saeh.
Dia haterin’ ny mpisorona ny anankiray hatao fanatitra noho ny ota ary ny anankiray hatao fanatitra odorana; dia hanao fanavotana ho an-dravehivavy eo anatrehan’ i Jehovah ny mpisorona noho ny faharariany izay nahaloto azy.
31 Israel ca rhoek loh a tihnai khui lamkah cue uh saeh. Te daengah ni amih khui kah ka dungtlungim te a poeih vaengkah amamih kah a tihnai dongah a duek uh pawt eh.
Dia hampisarahinareo amin’ ny fahalotoany ny Zanak’ Isiraely, tsy handotoany ny tabernakeliko izay eo aminy, ka tsy hahafaty azy ny fahalotoany.
32 He tah a pum lamloh a hnai neh yangtui aka coe loh a poeih ham,
Izany no lalàna ny amin’ ny marary mitsika, sy ny amin’ izay ialan’ ny azy, ka mahaloto azy izany,
33 a pumom vaengkah hainakthak neh pumthim aka buk ham khaw, tongpa ham neh huta ham khaw, rhalawt taengah aka yalh hlang ham olkhueng ni,” a ti nah.
ary ny amin’ ny mararin’ ny fadim-bolany, ary ny amin’ ny marary mitsika, na lehilahy na vehivavy, ary ny amin’ izay mandry amin’ ny vehivavy maloto.

< Thothuengnah 15 >