< Hebru 13 >

1 Khritjane naw ami püi ami kphyanaka kba mat ja mat mhläkphyanak taei ua.
Aoka haharitra ny fitiavana ny rahalahy.
2 Nami ima khine nami jah dokham vai cun süm ua. Acukba pawhkie naw am ami ksing xaa khankhawngsä he jah khinnakie ni.
Aza manadino ny fampiantranoam-bahiny; fa tamin’ izany dia nampiantrano anjely ny sasany, nefa tsy fantany.
3 Namimät thawng üng nami kyumkia kba thawng k'uma vekie cän jah süm ua. Namimät khuikha khameikia kba khuikha khameikie cän jah süm ua.
Tsarovy izay mifatotra, ho toy ny miara-mifatotra aminy ianareo, ary izay ampahorina, satria mbola eo amin’ ny tena koa ianareo.
4 Avan naw calaknak cän leisawng lü kpamie ja nghnumie pi ami püia khana sitih yah khaie. Hüipawm lü a ngneisak am dawkia khana Pamhnam naw ngthumkhyah khai ni.
Aoka hanan-kaja amin’ ny olona rehetra ny fanambadiana, ary aoka tsy ho voaloto ny fandriana; fa ny mpijangajanga sy ny mpaka vadin’ olona dia hohelohin’ Andriamanitra.
5 Ngui kpameinaka kcünsak üngkhyüh ngxüngei lü na tak cän khäk na a. Pamhnam naw, “Kei naw am ning hawih ngü, am ning xawt tawn ngü,” a tia phäh ni.
Aoka tsy ho amin’ ny fitiavam-bola ny toe-tsainareo, fa mianina amin’ izay anananareo; fa hoy Izy: “Izaho tsy handao anao mihitsy na hahafoy anao akory”.
6 Ling lü, “Bawipa hin kei na kueiki, kei am kyühei veng. Keia khana u naw i pawh thei khai ni?” mi ti vai u.
Ka dia sahy manao hoe isika: “Jehovah no Mpamonjy ahy, ka tsy hatahotra aho; Inona no azon’ ny olona atao amiko?”.
7 Nami veia Pamhnama ngthu pyen khawikie ajana nami ngvaie cän jah süm ua. Ihawkba ve lü thikie ti cun ngai be u lü ami jumeinak cän läklam ua.
Tsarovy ny mpitondra anareo, izay efa nitory ny tenin’ Andriamanitra taminareo; hevero ny niafaran’ ny fiainany, ka araho ny finoany.
8 Jesuh Khritaw hin müta, tuhngawi, angläta am ngthunghlai. (aiōn g165)
Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay. (aiōn g165)
9 Cangkia lam üngkhyüh lam ning jah hmesak khaia mtheinake cän mcei ua. Mi mlung k'uma ktha jah pekia Pamhnama bänak yahei daw lü eiawka phäh ningsaw käh jah läk u. Acu bang naw ia pi am jah dawkyasak ve.
Aza mety havilin’ izay fampianarana maro hafahafa ianareo. Fa tsara raha ampiorenina amin’ ny fahasoavana ny fo, fa tsy amin’ ny hanina, izay tsy mahasoa ny mahavatra azy.
10 Ngkengnaka khana vekia ngkenga sa cun Judahea hjawkhahnaka khüiki ktaiyüe naw am ei yah u.
Isika manana alitara, izay tsy ananan’ ny mpanompo ny tabernakely fahefana hihinanana.
11 Judahea ktaiyü ngvai naw khisaea thi cun Angcimnak Säiha Hnüna mkhyenaka phäha ami law püi. Lüpi khisaea pumsa cun khyangea venaka kpung da ami mkhih u ni.
Fa rehefa nentin’ ny mpisoronabe niditra ho ao amin’ ny fitoerana masìna ho fanatitra noho ny ota ny ran’ ny biby, dia nodorana teny ivelan’ ny toby ny fatiny.
12 Ahina phäh Jesuh pi Mlüha kpunga a thih hin khyange mkhyenak üngkhyüh amäta thi am a jah ngcimsak vaia phäh ni.
Ary amin’ izany Jesosy koa dia niaritra teny ivelan’ ny vavahady mba hahamasina ny olona amin’ ny ràny.
13 Acunakyase, ania venak kpung da cit lü ania hmaisetnak cun mi yümei püi vai u.
Koa aoka isika hivoaka hankeo aminy eo ivelan’ ny toby, mitondra ny latsa izay nentiny.
14 Khawmdeka ngkhängkia mlüh am vekia kyase law khaia mlüh cun mi suikie ni.
Fa etỳ isika tsy manana tanàna maharitra, fa mitady ny ho avy.
15 Jesuh üngkhyüh Pamhnama veia mhlünmtainaka ngkengnak cun aläa mi pawh vai, acun hin mi mpyawng üng ani cun Bawipa kyaki tia pyen lü mhlünmtainak ni.
Koa aoka isika hanatitra ny fanati-piderana amin’ ny alalany ho an’ Andriamanitra mandrakariva, dia ny vokatry ny molotra izay manaiky ny anarany.
16 Akdaw pawh lü mat ja mat kueinak cän käh jah mhnih u, isetiakyaküng ahina ngkengnake naw Pamhnam jesaki ni.
Fa aza manadino hanao soa sy hiantra; fa fanatitra toy izany no sitrak’ Andriamanitra.
17 Nami khawngmange jah kcang na lü ami pyen läklam ua. Käh ngdümei lü nami pumsa ning jah büktengkie ni. Acuna thea ami bilawh cun Pamhnama vei pe be yah khaie ni. Nami jah kcangnak üng je lü khüi u lü, am nami jah kcangnak üngta thüisei lü pawh u lü nangmia phäh dawnak vaia am kya.
Manekè ny mpitondra anareo, ka manoava azy; fa izy miambina ny fanahinareo araka izay tokony hataon’ ny olona mbola hampamoahina, mba hanaovany izany amin’ ny fifaliana, ta tsy amin’ ny fisentoana; fa tsy hahasoa anareo izany.
18 Keimia phäh msu lü ktaiyü ua. Kami ksingnak ngcimki tia ngsingnak kami taki ni. Isetiakyaküng, akcün tä lü akdaw cun kami ning jah pawh hlüsaka phäh ni.
Mivavaha ho anay; fa matoky izahay fa manana fieritreretana tsara ka te-hitondra tena tsara amin’ ny zavatra rehetra.
19 Ka phäha ktha na däm lü nami ktaiyü vaia ning jah nghuinak ta Pamhnam naw ivei am nghjawk se nami veia kei cun na tüih law be khai ni.
Nefa mainka mangataka anareo hanao izany aho, mba hampodina faingampaingana kokoa ho aminareo.
20 To sämkia Toksäm Ngvai, ania thia phäh mi Bawipa Jesuh cun Pamhnam naw thihnak üngkhyüh mtho be lü, angläta ngthumkhän cun ania thi üng msingki ni. Dim’yenaka Pamhnam naw a hlüei na bilawh vaia nang üng hlüki akdaw naküt cun ning pe lü mimi naw Jesuh Khritaw üngkhyüh ani jesak vaia pawh se. Khritaw cun angläta hlüngtainak üng be se! Amen. (aiōn g165, aiōnios g166)
Ary Andriamanitry ny fiadanana, Izay nitondra an’ i Jesosy Tompontsika, Mpiandry ondry lehibe, hiala amin’ ny maty, mitondra ny ran’ ny fanekena mandrakizay, (aiōnios g166)
Izy anie hahatanteraka anareo amin’ ny tsara rehetra hanao ny sitrapony ka hiasa ao anatinareo izay ankasitrahana eo imasony amin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy; ho Azy anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay. Amena. (aiōn g165)
22 Ka püie aw, ngjuktha ning jah petnak ca ka yuk law hin am saü pyeikia kya lü mlung msaü lü nami ngaih vaia ning jah nghui na veng.
Ary mangataka aminareo aho, ry rahalahy, zakao ny teny fananarana; fa efa nanoratra epistily fohifohy ihany ho aminareo aho.
23 Mi bena Timoti thawng üngkhyüh lät law beki ti hin nami ksing vai hlüei veng. Ani a jang law üngta ning jah hmu khaia ka law üng ani ka law püi khai.
Aoka ho fantatrareo fa efa afaka Timoty rahalahintsika; koa raha tàhiny handeha faingana izy, dia hiaraka aminy hamangy anareo aho.
24 Kami jah hnuksetnak cun nami khawngmange ja Pamhnama khyang avane üng jah mtheh ua. Italia veki jumeikie naw pi ning jah hnukset ve u.
Manaova veloma amin’ izay rehetra mpitondra anareo sy ny olona masìna rehetra. Izay an’ Italia dia manao veloma anareo.
25 Pamhnama bäkhäknak nami vana khana ve se.
Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavana. Amena.

< Hebru 13 >