< 1 Timotawus 6 >
1 Du bi wa ba gran du ba toh ba ti koh ba ni daraja, duba ti naki saboda duba na kpa inde Irji ti meme ni blabla ma na.
Aoka izay andevo rehetra eo ambanin’ ny zioga hanao ny tompony ho miendrika hohajaina tsara, mba tsy hitenenana ratsy ny anaran’ Andriamanitra sy ny fampianarana.
2 Igran bi wa ba nei ni ba ti koh bi bangaskiya du ba na kpa ba tsir na don ba mri vayi kpaba, nakima baka ti dun ni kwazo ba tikoh waba ciriba idu bihu Irji kaunatatu ka koya di tsro ba ikpie bi yi
Ary izay manana tompo mino dia aoka tsy hanao tsinontsinona azy, satria rahalahy izy; fa vao mainka tokony hotompoiny aza izy, satria mino sy malala ilay mpandray ny soa atao. Izany zavatra izany no ampianaro sy ananaro.
3 Inde ndi ri ye si bla kpie ri kan, dana kpa yeim ni tre Bachi bu Yesu Kristi, ni tre Irji.
Raha misy olona manao fampianarana hafa noho izany ka tsy manaiky ny teny tsy misy kilema, dia ny an’ i Jesosy Kristy Tompontsika, sy ny fampianarana izay mahatonga ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra,
4 Ani wur wo ni san da na to ikpie na, nakima a hei ni jayaya ni san yeiu, nitre, itre, itre bi yi ba jin hug, ni vie, ni mre, ni meme tre.
dia mieboebo foana izy ka tsy mahalala na inona na inona, fa adala amin’ ny fiadian-kevitra sy ny fiadian-teny izay mahatonga fialonana, fifandirana, fanaratsiana, fiahiahian-dratsy,
5 Ani ji rashi jintuwa, ye ni mi ndi wa ba hei ni gigla hankula, ba kaba ni jaji da ni tre di hu Irji ahi koh u ti klen, iftlft ifqa wu ka chu tu me rhu ni mi ikpie baki ifqa
fifandirana lalandava, fanaon’ ny olona vetaveta saina sady efa nialan’ ny fahamarinana, manao ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra ho fahazoan-javatra.
6 Ziza'a hu Irji di ghen a kikle riba.
Fa misy tombony lehibe tokoa ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra omban’ ny fianinana.
7 Nakima kina ji kpie di ye ni gbugbulu na kina iya ji kpie di rhu ni mi na.
Fa tsy nitondra na inona na inona ho amin’ izao tontolo izao isika, sady hita fa tsy hahatondra na inona na inona hiala.
8 Nakima kika dagana ni biri ni kpie u' sur.
Fa raha manan-kanina sy fitafiana isika, dia aoka hianina amin’ izany.
9 Naki biwa ba son zama biklen, ba joku ni mi jaraba ba trako, ba joku ni mi ikpie bi meme, ni sha'awoyi bi meme, ni ko gye wa ani jin ndi hi yo ni mi lalaci ni kug.
Ary izay ta-hanan-karena dia latsaka amin’ ny fakam-panahy sy ny fandrika ary ny filàna maro tsy misy antony sady mandratra, izay mandentika ny olona ao amin’ ny fandringanana sy ny fahaverezana.
10 Nakima son klen ahi ijah kowane meme kpie, ndi bari yadda ba wa klen, baka ikoh jaji ba ja nitu ba shijin ne gbugbuu.
Fa ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra, koa ny sasany izay fatra-pitady izany dia efa voavily niala tamin’ ny finoana ka nanindrona ny tenany tamin’ ny alahelo be.
11 Wu ndi u Irji, na ri iri kpie baki na, hu adalci, ikon irji, aminci, ison, vu suron, ni ti kpie didi.
Fa ianao kosa, sy lehilahin’ Andriamanitra, mandosira izany zavatra izany, ka miezaha mitady fahamarinana, toe-panahy araka an’ Andriamanitra, finoana, fitiavana, faharetana, fahalemem-panahy.
12 Taku didima u' jaji, vu ivri u sise ni sei wa ba yo ye ni mi, itu wayi na shaida ni shishi ndi gbugbu'u nitu ipkie wa a didima (aiōnios )
Miadia ny ady tsaran’ ny finoana, hazòny ny fiainana mandrakizay; fa ho amin’ izany no niantsoana anao koa sy nanaovanao ilay fanekena tsara teo imason’ ny vavolombelona maro. (aiōnios )
13 Mo no u doka i ni shishi irji wa ani no vri ni kpie ba wawu'u, ni shi Almasihu Yesu, wa ahla kpie wa na didima ni Bilatus Babunti.
Izaho mananatra anao eo anatrehan’ Andriamanitra, Izay mamelona ny zavatra rehetra, ary eo anatrehan’ i Kristy Jesosy, Izay nanao ilay fanekena tsara teo anatrehan’ i Pontio Pilato,
14 Hu doka dede du kpie u mre na hei ni mi na har ye Bachi bu Yesu Almasihu.
mba hotehirizinao tsy hanan-tsiny amam-pondro hatramin’ ny fisehoan’ i Jesosy Kristy Tompontsika izany didy izany;
15 Irji ni tsro yema ni dede iton ma Irji u lulu, makadacin iko. Ichu wa ani yi sarauta, Bachi bu'u mulki.
ny Andriana finaritra sady tokana, Mpanjakan’ ny mpanjaka sy Tompon’ ny tompo, no haneho izany amin’ ny fotoany;
16 Wa wu i ni kangrt ma ana kug na wa ani sun ni mi kpan, wa bana cih hi na. Ba ndi wa ani toh, ko ba hangi u' nikon a tabata ni 'u', ni iko u sisei ni sei Amin. (aiōnios )
Izy ihany no manana ny tsi-fahafatesana, mitoetra eo amin’ ny mazava tsy azo hatonina, Izay tsy hitan’ olona sady tsy hainy jerena; ho Azy anie ny voninahitra sy ny fanjakana mandrakizay. Amena. (aiōnios )
17 Hla ni bi kle ni mi gbugbulu i duba na zu tu na, duba na yo suron ni klen wa ana krie na, nakima baka yo suron ni Irji wa ani nota klen u jaji don kika ji dadi. (aiōn )
Anaro ny mpanankarena amin’ izao fiainana ankehitriny izao mba tsy hiavonavona, na hatoky ny harena miovaova, fa Andriamanitra, Izay manome antsika malalaka ny zavatra rehetra mba hifaliantsika, (aiōn )
18 Hla ni bawu duba ti nagarta, da ti klen ni du didima da ta zo ni bu wo.
mba hanao soa, mba hanan-karena amin’ ny asa tsara, hazoto manome sy miantra,
19 Naki bazi nituba harshashi u' didima, nitu ikpie wa'asi ye nibau' wa ba kpa rayuwa u kwarai.
ka dia hihary fanorenana tsara ho an’ ny tenany ho amin’ ny andro ho avy, mba hihazonany ny tena fiainana.
20 Timotawus mla ikpie wa bana no. na cib hi ni bi tre ruru ni sen yieu ni kpie wa ani ga kpa ba, wa ba yo di ilimi u ce.
Ry Timoty, tehirizo ilay natolotra anao, ka mialà amin’ ny fibedibedena foana sy ny fanoherana avy amin’ izay atao hoe fahalalana, kanjo tsy izy,
21 Indi bari basi duh iri kpie bi yi, don duba kauce ni jaji. Naki du alheri sun ni wa Amin.
izay neken’ ny sasany, ka nania tamin’ ny finoana izy. Ho aminareo anie ny fahasoavana.