< Gesami Hea:su 44 >

1 Gode! Di da hemonega, ninia aowalali ilia esalebe eso amoga gasa bagade hou hamoi dagoi. Ninia amo hou ninina: ge amoga nabi dagoi. Amola amo ninia aowalali ilia da ninima alofele olelei.
Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ ny Koraïta. Maskila. Ny sofinay no nandrenesanay, Andriamanitra ô, ny razanay nilaza taminay ny asa nataonao tamin’ ny androny, dia tamin’ ny andro fahiny.
2 Di Disu da Dia hou hame dawa: dunu, amo Ga: ina: ne sogega gadili sefasili, amola Dia fi dunu ilia soge ganodini ha: ini fima: ne hamoi. Di da fifi asi gala eno ilima se bidi i. Be Dia fidafa dunu amo hahawane bagade gaguiwane esaloma: ne hamoi. Amo sia: ninia da nabi dagoi.
Ny tananao no nandroahanao ny firenen-tsamy hafa, fa izy kosa nampitoerinao; efa nampahorinao ny firenena maro, fa izy kosa nataonao mahafeno tany.
3 Dia fi dunu ilia gegesu gobihei amoga amola ilila: gasaga hame hasali. Be ilia da Dia gasaga hasali. Di da ilima esalu amola ilima asigisa, amo Di da ilima olelei. Amola ilia amo dawa: beba: le, hasali dagoi.
Fa tsy ny sabany no nahazoany ny tany, ary tsy ny sandriny no namonjy azy; fa ny tananao ankavanana sy ny sandrinao ary ny fahazavan’ ny tavanao, satria efa sitrakao izy.
4 Di da na Hina Bagade amola na Gode. Di da Dia fidafa dunu ilima hasalasu hou iaha.
Hianao dia Hianao no Mpanjakako, Andriamanitra ô; Mandidia famonjena ho an’ i Jakoba.
5 Amola ninia da Dia gasaga ninia ha lai dunu ilima hasalasisa.
Hianao no hanosehanay ny fahavalonay; ny anaranao no hanitsahanay izay mitsangana hamely anay.
6 Na dadi amola na gegesu gobihei da na gaga: mu, amo na dafawaneyale hame dawa: be.
Fa tsy ny tsipikako no itokiako, ary ny sabatro tsy hahavonjy ahy.
7 Be Di fawane da ninia ha lai amoga gaga: i dagoi, amola ninima higa: i dunu amo hasali dagoi.
Fa namonjy anay tamin’ ny fahavalonay Hianao, ary ny nankahala anay dia nataonao menatra.
8 Ninia eso huluane mae fisili, Dima nodonanumu.
Andriamanitra no ankalazainay mandrakariva; ary ny anaranao no hoderainay mandrakizay. (Sela)
9 Be wali, Dia da nini yolesi dagoi. Amola ninima ha lai amo nini hasalimusa: , logo doasi dagoi. Di da ninia dadi gagui dunu wa: i, ilima wali hame gilisili mogodigisa.
Fa efa nanary anay ianao ka nampahamenatra anay, ary tsy mba mivoaka miaraka amin’ ny antokon’ ny miaramilanay Hianao.
10 Dia nini hame fidibiba: le, ninia da ninia ha lai amoba: le hobea: i. Amola ilia da ninia gagui liligi iligili gagumusa: lai.
Ataonao miamboho ny fahavalonay izahay, koa ny mankahala anay dia nanaram-po namabo.
11 Di da nini sibi fane legebe agoane hamoma: ne ninima gua: si. Di da nini ga fi soge amoga esaloma: ne afagogolesi.
Atolotrao tahaka ny ondry hohanina izahay, ary aelinao any amin’ ny firenen-tsamy hafa.
12 Dia da Dia fidafa dunu amo bidi fonobahadi adole, amoga bidi lai. Ilia da hamedei liligi, amo Di dawa: bela: ?
Mivarotra ny olonao tsy vola tsy harena Hianao, ka tsy mahazo tombony amin’ ny vidiny.
13 Ninia fi gadenene fi dunu ilia da Dia ninima hamoi amoba: le niniba: le habosesesa amola oufesega: sa.
Ataonao fandatsan’ ny olona miray monina aminay izahay, dia fanakora sy faneson’ izay manodidina anay.
14 Dia hamobeba: le, fifi asi gala dunu huluane da ninima higale ba: sa. Amola ninia da hamedei liligi, ilia dawa: sa. Ilia da ninima higale, dialuma fofoga: sa.
Ataonao ho ambentinteny amin’ ny firenen-tsamy hafa izahay, dia fihifikifihan-doha amin’ ny olona maro.
15 Na da eso huluane gogosianana. Na da nama ha lai amola higa: i dunu ilia nama odagia adoleba: le amola lasogole sia: beba: le na baligiliwane gogosiasa.
Tsaroako mandrakariva ny fahafaham-boninahitro, ary efa manafotra ahy ny fangaihaizako,
Noho ny feon’ ny mpanaratsy sy ny mpanamavo, noho ny fahavalo sy ny mpamaly ratsy.
17 Amo hou huluane da ninima doaga: i dagoi. Be ninia da Di hame gogolei. Ninia da sema gousa: su amo Di ninima hamoi, amo hamedafa fi.
Izany rehetra izany no manjo anay, nefa tsy manadino anao izahay ary tsy mivadika ny fanekenao.
18 Ninia Dima fa: no bobogebe hame yolesi. Ninia da Dia hamoma: ne sia: i nabawane hamonanu.
Tsy mihemotra ny fonay, ary tsy miala amin’ ny lalanao ny dianay.
19 Be Di da fedege agoane nini sigua ohe amoga gasomoma: ne udigili yolesi. Di da gasidafa amo ganodini esaloma: ne nini yolesi dagoi.
Nefa Hianao nanorotoro anay teo amin’ ny fitoeran’ ny amboadia sy nanarona anay tamin’ ny aloky ny fahafatesana.
20 Ninia da ninia Godema nodone sia: ne gadosu amo yolesi ganiaba amola ga fi ogogosu ‘gode’ ilima sia: ne gadoloba,
Raha nanadino ny anaran’ Andriamanitray izahay, na nananty tanana tamin’ ny andriamani-kafa,
21 Di da amo dafawane ba: la: loba. Bai Di da ninia muguniai asigi dawa: su huluane dawa: Be ninia da Di hame yolesi.
Tsy handinika izany va Andriamanitra? Fa Izy mahalala ny miafina ao am-po.
22 Be ninia Dima fa: no bobogebeba: le, eso huluane bogosu ba: lala. Ninima ha lai dunu da dunu amo da sibi medole legelala amo defele nini medole legelala.
Fa noho ny aminao no amonoana anay mandrakariva; toy ny ondry hovonoina no fijery anay.
23 Hina Gode! Di nedigima! Dia abuliba: le golai dianabela: ? Disu wa: legadoma! Ninima higa: iba: le, eso huluane nini mae yolesima!
Mifohaza, ry Tompo ô, nahoana no matory Hianao? Mitsangàna, aza manary mandrakizay.
24 Dia abuliba: le ninima wamoaligi dianabela: ? Ninia se nabasu amola bidi hamosu amo mae gogolema!
Nahoana no manafina ny tavanao Hianao, ka manadino ny fahantranay sy ny fahorianay?
25 Ninia da osoboga gala: la daha. Ninia enoga hasali dagoiba: le, osobo gulu da: iya diafula.
Fa miankohoka amin’ ny vovoka ny fanahinay, miraikitra amin’ ny tany ny kibonay.
26 Nini fidila misa! Nini gaga: ma! Bai Di da mae fisili, asigidafa hou gala.
Mitsangàna hamonjy anay, ary avoty izahay araka ny famindram-ponao.

< Gesami Hea:su 44 >