< Gesami Hea:su 43 >

1 Gode! Na da moloidafa dunu, amo Di sia: ma! Ogogole amola wadela: i hamosu dunu da nama diwaneya udidisa. Be Dia na gaga: ma.
Omeo rariny aho, Andriamanitra ô, ary alaharo ny teniko haharesy ny firenena tsy misy famindram-po; Vonjeo aho ho afaka amin’ ny lehilahy mpamitaka sy mpanao meloka.
2 Di da na gaga: su! Be Dia da abuliba: le na yolesila: ? Na da abuliba: le nama ha lai dunu ilia nimi bagade wadela: i hamobeba: le se nabawane esaloma: bela: ?
Fa Hianao no Andriamanitry ny heriko; Nahoana no manary ahy Hianao? Nahoana no mandeha mijoretra aho noho ny fampahorian’ ny fahavaloko?
3 Dia dafawanedafa hou amola hadigi hou amoga Dia na oule ahoanoma: ne iasima! Dia na Dia sema agolo Saione amola Dia Debolo Diasu (amo ganodini Di da esala), amoga na bu oule misa!
Ampandehano ny fahazavanao sy ny fahamarinanao; aoka hitarika ahy ireo ka hitondra ahy ho any an-tendrombohitrao masìna, dia ho any amin’ ny tabernakelinao.
4 Amasea, Gode, na da Dia oloda amoga masunu. Bai Di fawane da na hahawane hou, amo ea bai gala. Gode, na Gode! Na da na sani baidama dumu amola Dima nodone gesami hea: mu.
Dia hankany amin’ ny alitaran’ Andriamanitra aho, dia any amin’ Andriamanitry ny fifaliako indrindra; ary hidera Anao amin’ ny lokanga aho, ry Andriamanitra ô, dia Andriamanitro.
5 Na da abuliba: le baligili da: i diobela: ? Na da abuliba: le dogo se nabawane esalala: ? Na da Godema dafawane hamoma: beyale dawa: mu. Na da bu enowane Ema nodone sia: mu. Bai E da na Gaga: sudafa amola na Godedafa.
Nahoana no mitanondrika ianao ry fanahiko? ary nahoana no mitoloko ato anatiko ianao? manantenà an’ Andriamanitra, fa mbola hidera Azy ihany aho. Izy no famonjena ny tavako sady Andriamanitro.

< Gesami Hea:su 43 >