< Gesami Hea:su 122 >

1 Ilia da nama amane sia: i, “Ninia Hina Gode Ea diasuga ahoa: di!” Amo sia: nababeba: le, na da hahawane ba: i.
Fihirana fiakarana. Nataon’ i Davida.
2 Amola wali ninia da guiguda: lela, Yelusaleme gagoi ganodini lelefula.
Ny tongotray efa mijoro Eo anatin’ ny vavahadinao, ry Jerosalema ô,
3 Yelusaleme da moilai bai bagade noga: ledafa bu buga: le gagui diala.
Dia ianao ry Jerosalema, izay efa vita Tahaka ny tanàna efa voalamina tsara;
4 Isala: ili fi huluane da amogawi Hina Gode Ea hamoma: ne sia: i defele, Ema nodone sia: musa: maha.
Any no iakaran’ ny firenena, Dia ireo firenen’ i Jehovah (Lalàna amin’ ny Isiraely izany). Mba hisaotra ny anaran’ i Jehovah.
5 Goegawi, Isala: ili hina bagade dunu da ilia fi dunuma fofada: musa: fi dialu.
Fa any no misy seza fitsarana mipetraka, Dia ny seza fiandrianan’ ny mpianakavin’ i Davida.
6 Yelusaleme da olofosu ba: ma: ne, Godema amane sia: ne gadoma, “Dunu amo da di Yelusaleme, amoma asigi galea, ilia bagade gaguiwane esalumu da defea.
Mangataha fiadanana ho an’ i Jerosalema; Hambinina anie izay tia anao;
7 Dia gagoi dobea ganodini amola dia hina bagade diasu ganodini, olofosu amola gaga: su hou fawane dialumu da defea.”
Fiadanana anie ho ao anatin’ ny mandanao; Fanambinana anie ho ao an-dapanao
8 Na da na sosogo fi amola na na: iyado dunu amoma asigiba: le, na da Yelusaleme amoma amane sia: sa, “Olofosu dima dialoma!”
Noho ny rahalahiko sy ny namako No hanaovako hoe Fiadanana anie ho ao anatinao.
9 Na da ninia Hina Gode Ea diasu amoma asigiba: le, na da Yelusaleme da bagade gaguiwane dialoma: ne Godema sia: ne gadosa.
Noho ny tranon’ i Jehovah Andriamanitsika Dia hitady izay hahatsara anao aho.

< Gesami Hea:su 122 >