< Yoube 40 >

1 Yoube! Di da Gode Bagadedafa amo Ema mogoi dagoi. Di da wali fisima: bela: ? O di da Nama bu adole ima: bela: ?” Yoube da amane sia: i,
Ary Jehovah mbola namaly an’ i Joba nanao hoe:
2
Hiady amin’ ny Tsitoha va io mpanadidy Azy io? Aoka ny mananatra an’ Andriamanitra no hamaly!
3
Ary Joba dia namaly an’ i Jehovah ka nanao hoe:
4 “Hina Gode! Na da gagaoule agoane sia: i. Na da Dima adi dabe adole ima: bela: ? Na da eno sia: sia: musa: hame dawa: lala!
Indro, tsinontsinona, aho ka inona no azoko avaly Anao? Hitampim-bava aho izao.
5 Na da ni sia: mu galu amo baligili sia: i dagoi.”
Efa niteny indray mandeha aho, ka tsy hamaly intsony; Eny, indroa aza, fa tsy hanampy teny intsony aho.
6 Amalalu, foga mulu mabe amo ganodini, amodili Hina Gode da bu Youbema sia: i. Hina Gode da amane sia: i.
Dia namaly an’ i Joba teo amin’ ny tafio-drivotra Jehovah ka nanao hoe:
7 “Wa: legadole, molole aligili, Na dima adole ba: mu amoma di bu dabe adole ima.
Misikìna tahaka ny lehilahy; Fa hanadina anao Aho, ka ampahafantaro Aho:
8 Amola Na da moloi hame amola di fawane da moloi, amo dafawaneyale dawa: ma: ne, dia da Nama fofada: sala: ?
Hanaisotra ny rariny amiko va ianao? Hanameloka Ahy va ianao, mba hanamarina ny tenanao kosa?
9 Dia gasa da Na gasa defelela: ? Dia sia: da Na sia: sea gugelebe agoaila: ?
Manan-tsandry tahaka ny an’ Andriamanitra va ianao? Ary mahay mampikotrokotro-peo tahaka ny Azy va ianao?
10 Amai galea, di hidalewane wa: legadole, hadigidafa amola bagadedafa hou abula agoane gaga: ma.
Miravaha fahalehibiazana sy tabiha ianao, ary mitafia famirapiratana sy voninahitra;
11 Gasa fi hidabe dunu ba: ma! Amasea, ilima ougili, ilia hou fofonoboma!
Alefaso ny fahatezeranao mirehitra; Ary jereo ny avonavona rehetra, ka ampietreo.
12 Dafawane! Ilima ba: lu, gudu oule sa: imu. Di wadela: i hamosu dunu ilia lelebe sogebi amogaiwane gugunufinisima!
Eny, jereo ny avonavona rehetra, ka aongàny; Ary apotrahy eo amin’ ny fitoerany ihany ny ratsy fanahy.
13 Ili huluane uli dogonesima. Ili bogoi sogebi ganodini lala: gilisima.
Asitriho ao amin’ ny vovoka avokoa izy rehetra; Sarony ao amin’ ny fiafenana ny tavany.
14 Amasea, Na da bisili dima nodone sia: mu. Amola, disu fawane da hasalasi dagoi sia: mu.
Fa Izaho kosa dia hidera anao, Satria mahavonjy anao ny tananao ankavanana.
15 Ohe fi bagade ea dio amo Bihimode, amo ba: ma: ! Na da e hahamoi amola na da di hahamoi. E da bulamagau defele, gisi naha.
He! jereo ange ny behemota, izay nataoko tahaka ny nanaovako anao ihany: Mihinana ahitra tahaka ny omby izy.
16 Be e da gasa bagadedafa. Ea laboso da gasa bagadedafa.
Indro, eo amin’ ny valahany ny heriny, ary eo amin’ ny ozatra amin’ ny kibony ny tanjany.
17 Ea la: go da dolo ifa defele sanosa. Amola ea emoso da gasa bagade.
Henjaniny ny rambony ho tahaka ny hazo sedera; Mifaniditriditra ny ozatra amin’ ny feny
18 Ea gasa da balase defele, gasa bagade gala. Amola ea emo da ouli fesonoi defele, gasa gala.
Ny taolany dia tahaka ny fantsom-barahina, eny, tahaka ny anja-by ny taolany.
19 Ea da esalebe liligi huluane ilia fofogadigisu hou baligisa. Ea Hahamosu Dunu fawane da e hasalimusa: dawa:
Voalohany amin’ ny asan’ Andriamanitra izy; Ny Mpanao azy no nanome sabatra azy.
20 E moma: ne, gisi da agolo amoga sigua ohe da hedesa, amogai heda: sa.
Mamoaka hanina ho azy ny tendrombohitra, izay ilalaovan’ ny bibi-dia rehetra;
21 E da aya: gaga: nomei ifalaboha golasa. Amola heahai sogebi saga: heda: i, amo ganodini wamoaligisa.
Eo ambanin’ ny hazo lota no andriany, any am-pierena anaty zozoro sy fotaka.
22 Aya: gaga: nomei ifalabo amola dilaguba ifa hano gadenene lelebe, da ema ougigala: sa.
Manalokaloka azy ny hazo lota; Ary ny hazomalahelo eny amoron’ ny ony no manodidina azy
23 E da hano yogo amoba: le hame beda: sa. Yodane hano da ea odagia fana masea, e olofolewane lelebe ba: sa.
Indro, na dia maria aza ny ony, tsy manahy izy; Matoky izy, na dia misy Jordana migorodana amin’ ny vavany aza.
24 Nowa da ea si dofonesili, e gagulaligima: bela: ? Nowa da ea migifu saneni gaguma: bela: ?
Moa misy mahasambotra azy va, raha mihiratra ny masony? Raha azon’ ny fandrika izy, misy mahatsindrona ny orony va?

< Yoube 40 >