< Gadili Asi 16 >

1 Isala: ili fi huluane da Ilimi soge yolesili, logoga asi. Ilia da Idibidi yolesili oubi aduna logoga asi. Eso ba: amo oubi ganodini, ilia da wadela: i hafoga: i soge amo Sini amoga doaga: i. La: di da Ilimi amola la: di da Sainai. Sini soge da mogoa dialu.
Ary tamin’ ny andro fahadimy ambin’ ny folo tamin’ ny volana faharoa taorian’ ny nialany tany amin’ ny tany Egypta dia nifindra niala tao Elima ny fiangonana, dia ny Zanak’ Isiraely rehetra, ka nankany amin’ ny efitra Sina, izay eo anelanelan’ i Elima sy Sinay.
2 Amogai, wadela: i soge amoga, ilia da Mousese amola Elane elama sia: ga gegene egai.
Dia nimonomonona tamin’ i Mosesy sy Arona tany an-efitra ny fiangonana, dia ny Zanak’ Isiraely rehetra,
3 Ilia da elama amane sia: i, “Hina Gode da nini huluane Idibidi soge ganodini medole legemu da defea galu. Amogai ninia da fili, hu amola ha: i manu eno, ninia hanai amo defele manusa: dawa: i galu. Be alia da nini amo wadela: i hafoga: i soge amoga ha: ga bogoma: ne oule misi dagoi.”
ka nanao taminy hoe: Inay anie izahay mba matin’ ny tànan’ i Jehovah tany amin’ ny tany Egypta, raha nipetraka teo anilan’ ny fahandroan-kena ka nihinan-kanina ho voky; fa nitondra anay nivoaka ho atỳ an-efitra ianareo hahafaty mosary izao fiangonana rehetra izao.
4 Hina Gode da Mousesema amane sia: i, “Na da wali agoane hamomu. Ha: i manu da gibu agoane muagado dilima sanasimu. Dunu da eso huluane ilia amo esoga nasu defele ha: i manu lidimusa: masunu. Amasea, Na da ilia hou ado ba: mu. Ilia da Na sia: nabawane hamoma: bela: ?
Ary hoy Jehovah tamin’ i Mosesy: Indro, Izaho handatsaka mofo avy any an-danitra ho anareo; dia hivoaka ny olona ka hanangona izay sahaza hohaniny isan’ andro, hizahako toetra azy, na handeha manaraka ny lalako izy, na tsia.
5 Eso gafe amoga, ilia da eso aduna defele ha: i manu diasuga gaguli misa: ma.”
Ary raha mby amin’ ny andro fahenina dia hamboariny izay azony; ary hisy indroa toraka izay angoniny isan’ andro.
6 Amaiba: le, Mousese amola Elane da Isala: ili dunu huluane ilima amane sia: i, “Wali daeya dilia Hina Gode da dili Idibidi sogega fisili masa: ne asunasili, guiguda: oule misi, amo dilia da noga: le dawa: mu.
Ary hoy Mosesy sy Arona tamin’ ny Zanak’ Isiraely rehetra: Anio hariva dia ho fantatrareo fa Jehovah no nitondra anareo nivoaka avy tany amin’ ny tany Egypta;
7 Hahabe dilia da Hina Gode Ea hadigi sinenemigi bagade ba: mu. E da dilia Ema sia: ga egasu nabi dagoi. Dafawane! Amo egasu da Godema sia: ga gegesu. Ania da Ea sia: nabawane hamosu fawane.”
ary rahampitso maraina dia ho hitanareo ny voninahitr’ i Jehovah, fa efa reny ny fimonomononanareo tamin’ i Jehovah; fa izahay moa no inona, no imonomononanareo?
8 Amalalu, Mousese da amane sia: i, “Hina Gode da daeya hu dilima imunu amola hahabe agi dilia hanai defele amo dilima imunu. Bai E da dilia Ema egasu nabi dagoi. Dilia da anima sia: ga gegesea, dilia da dafawane Hina Gode Ema fawane sia: ga gegesa.”
Ary hoy koa Mosesy; Ho hitanareo izany, raha homen’ i Jehovah hena hohanina ianareo anio hariva, ary mofo hahavoky rahampitso maraina; fa efa ren’ i Jehovah ny fimonomononanareo, izay nimonomononanareo taminy; fa izahay moa no inona? Tsy izahay no imonomononanareo, fa Jehovah.
9 Mousese da Elanema amane sia: i, “Isala: ili dunu fi huluane misa: ne amola Gode ba: ma: ne leloma: ne sia: ma. Bai E da ilia egasu nabi dagoi.”
Ary hoy Mosesy tamin’ i Arona: Lazao amin’ ny fiangonana, dia ny Zanak’ Isiraely rehetra, hoe: Manatòna eo anatrehan’ i Jehovah; fa efa reny ny fimonomononanareo.
10 Elane da Isala: ili dunu fi huluane ilima sia: noba, ilia da delegili wadela: i soge amoga ba: le, hedolowane Hina Gode Ea hadigi sinenemigi baligili bagadedafa mumobi ganodini dialebe ba: i.
Ary raha Arona mbola niteny tamin’ ny fiangonana, dia ny Zanak’ Isiraely rehetra, dia nijery nanatrika ny efitra izy ireo, ka, indro, ny voninahitr’ i Jehovah niseho teo amin’ ny rahona.
11 Hina Gode da Mousesema amane sia: i,
Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:
12 “Na da Isala: ili dunu ilia egasu nabi dagoi. Ilia da daeya hu manu ba: mu amola hahabe agi ilia sadimusa: defele ba: mu, amo ilima adoma. Amasea, ilia da Na da ilia Hina Gode, amo dawa: mu.”
Efa reko ny fimonomononan’ ny Zanak’ Isiraely, koa mitenena aminy hoe: Anio hariva dia hihinan-kena ianareo, ary rahampitso maraina kosa dia ho voky mofo ianareo, ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
13 Daeya, sio fi ilia dio ‘gowa: ili’ amo wa: i bagadewane da misini amola ilia abula moilai dedeboi dagoi. Amola hahabe oubi baiya agoane ilia esalebe sogega sa: i dagoi ba: i.
Ary nony hariva dia niakatra ny papelika, ka rakotra azy ny toby; ary nony maraina dia nisy ando manodidina ny toby;
14 Oubi baiya da esoga hafoga: loba, liligi amo da sua: agi fonobahadi amo osoboga dialebe ba: i. Amo liligi da asaboi mugene o gagoma fage agoane ba: i.
ary nony niala ny ando, dia, indro, nisy zava-madinika boribory teny amin’ ny efitra, madinika toy ny fanala amin’ ny tany.
15 Isala: ili dunu da amo ba: loba, amo ea hou hame dawa: beba: le, amane gilisili sia: dasu, “Goe adila: ?” (‘ma: na’ dawa: loma: ne da “Goe adila: ?”) Mousese da ilima bu adole i, “Amo da ha: i manu Hina Gode da dilima i dagoi.
Ary rehefa hitan’ ny Zanak’ Isiraely izany, dia nifanontany hoe izy: Inona itony? satria tsy fantany ireny. Dia hoy Mosesy taminy: Itony no mofo izay nomen’ i Jehovah ho fihinanareo.
16 Hina Gode da agoane sia: sa. Dili da dili manu defele amo liligi lidima. Dunu amola uda amola mano afae afae ofodo fonobahadi (‘lida’ aduna defei agoane) amo defele lama: mu.”
Izao no teny izay nandidian’ i Jehovah: Samia manangona azy ianareo araka izay tokony ho laninareo avy, dia eran’ ny vata omera avy ho amin’ ny isan-olona, araka ny isanareo; samia mitondra ianareo rehetra ho an’ izay ao an-dainy avy.
17 Isala: ili dunu da Mousese ea sia: defele hamoi. Oda da bagade lidi, oda da fonobahadi lidi.
Dia nanao izany ny Zanak’ Isiraely, ka samy nanangona: ny sasany nanangona be, ary ny sasany kosa kely.
18 Be lidi liligi ea defei ba: loba, dunu da bagade lidi da baligili lai dagoi hame ba: i amola nowa da fonobahadi lidi amo ea lai da defele ba: i dagoi. Dunu huluane da e sadima: ne lai dagoi ba: i.
Ary raha nafatrany tamin’ ny vata omera izany, dia tsy nanana amby ny nanangona be, ary ny nanangona kely tsy nanana ny tsy ampy; samy nanangona araka izay fihinany avy izy.
19 Mousese da ilima amane sia: i, “Amo ha: i manu aya manusa: mae ligisima.”
Ary hoy Mosesy taminy: Aza misy mamela sisa ho tra-maraina.
20 Be oda da Mousese ea sia: mae nabawane, ha: i manu mogili aya manusa: ligisi. Be aya hahabe amo da dasaiba: le gaha bagade nabi amola ifidi amoga nabai ba: i. Amo ba: beba: le, Mousese da ilima ougi galu.
Kanefa tsy mba nanaraka ny tenin’ i Mosesy izy, fa namela sisa ho tra-maraina ihany ny olona sasany, dia niteraka olitra izany ka maimbo; ary dia tezitra tamin’ ny olona Mosesy.
21 Hahabe huluane, dunu huluane da e sadima: ne, ‘ma: na’ lidi dagoi. Amola eso da gia: noba, hame lidi liligi osoboga dialu da daeane ebelei ba: i.
Ary nanangona ny mana isa-maraina ny olona, dia samy araka izay fihinany avy; ary nony nafana ny andro, dia levona ireny.
22 Eso gafe amoga ilia da eso aduna moma: ne defele dunu afae afae da ofodo fonobahadi aduna lidi (‘lida’ biyadu agoane). Isala: ili asigilai ouligisu ilia da Mousesema amo hou adola misi.
Ary nony tamin’ ny andro fahenina dia nanangona avy sasaka noho ny isan’ andro ny olona, dia indroan’ ny vata omera ho an’ ny isan-olona avy; dia avy ny lohan’ ny fiangonana ka nanambara tamin’ i Mosesy.
23 Amola e da ilima amane sia: i, “Hina Gode da amane sia: sa, ‘Aya eso fesu eso da Ema dawa: ma: ne helefisu eso ganumu.’ Wali eso dilia hanaiga ha: i manu gobema amola gia: ma. Ha: i manu hame mai diala amo aya manusa: ligisima.”
Ary hoy Mosesy taminy: Izao no lazain’ i Jehovah: Rahampitso dia tena andro fitsaharana masìna ho an’ i Jehovah; koa manendasa izay hendasinareo, ary mahandroa izay handrahoinareo, ary izay sisa rehetra dia avelao ho anareo, hotehirizina ho tra-maraina.
24 Ilia da Mousese ea sia: defele hamoi. Ha: i manu hame mai dialu ilia da aya manusa: ligisi. Amo da hame dasai amola ifidi da amoga hame sa: i.
Dia namela izany ho tra-maraina izy, araka izay nandidian’ i Mosesy; ary tsy mba maimbo na niteraka olitra izany.
25 Mousese da amane sia: i, “Amo ha: i manu wali wega moma. Bai wali da Sa: bade eso, amo helefisu eso Hina Godema dawa: ma: ne hamoi. Dilia diasu gadili ha: i manu hame ba: mu.
Ary hoy Mosesy: Hano ireny anio, fa Sabata ho an’ i Jehovah anio, ka anio no tsy hahitanareo azy any an-tsaha.
26 Dilia da eso gafeyale gala amoga ha: i manu lidima. Be eso fesu amoga, amo da helefisu eso, amola dilia da ha: i manu hame ba: mu.”
Henemana no hanangonanareo azy; fa Sabata ny andro fahafito, ka dia tsy hisy amin’ izany.
27 Be eso fesu amoga, dunu mogili da gadili ha: i manu hogola asi. Be amo ilia hame ba: i.
Ary nony tamin’ ny andro fahafito dia nisy olona nivoaka hanangona, fa tsy nahita na dia kely akory aza.
28 Amalalu, Hina Gode da Mousesema amane sia: i, “Isala: ili fi da habogala gasa fi hou fisili Na sia: noga: le nabima: bela: ?
Ary hoy Jehovah tamin’ i Mosesy: Mandra-pahoviana no handavanareo tsy hitandrina ny didiko sy ny lalàko?
29 Mae gogolema! Na, Hina Gode, da dilima helefisu eso i dagoi. Amaiba: le, Na da eso gafeyale amoga mae fisili dilima ha: i manu eso adunaga moma: ne defele dilima imunu. Dunu huluanedafa da eso fesu amoga hi diasu mae fisili, helefima: ne esaloma: mu.
Saino fa Jehovah no nanome anareo ny Sabata, koa izany no anomezany anareo mofo ampy ho indroa andro amin’ ny andro fahenina; samia mitoetra eo amin’ ny fitoerany avy ianareo, ka aoka tsy hisy hiala amin’ ny fitoerany amin’ ny andro fahafito.
30 Amaiba: le, Isala: ili dunu da eso fesu amoga hawa: hame hamosu.
Dia nitsahatra ny olona tamin’ ny andro fahafito.
31 Isala: ili dunu da amo ha: i manu ‘ma: na’ dio asuli. E da fage ahea: ya: i fonobahadi agoane ba: i. Ea gamini nasu da agi gobei amola agime hano gilisi agoane ba: i.
Ary ny anarany dia nataon’ ny taranak’ Isiraely hoe Mana; ary tahaka ny voan-drafy izy sady fotsy; ary ny fanandramana azy dia tahaka ny mofo misy tantely.
32 Mousese da amane sia: i, “Hina Gode da ninima amane sia: i, ‘Ma: na’ mogili diligaga fi ba: ma: ne la: didili ligisima. Ilia ha: i manu amo Hina Gode da dilia Idibidi sogega gadili oule asili, wadela: i soge amoga dilia moma: ne i, amo ilia ba: mu da defea.”
Ary hoy Mosesy: Izao no teny izay nandidian’ i Jehovah: Analao eran’ ny vata omera izy hotehirizina hatramin’ ny taranakareo fara mandimby, mba ho hitany ny mofo izay nampihinaniko anareo tany an-efitra, raha nitondra anareo nivoaka avy tany amin’ ny tany Egypta Aho.
33 Amalalu, Mousese da Elanema amane sia: i, “Di ofodo agoai osoboga hamoi ‘lida’ aduna defei agoane amo lale, ‘ma: na’ amo ganodini salima. Amalalu, Hina Gode ba: ma: ne noga: le ligisima. Amasea, fa: no ninigaga fi da amo liligi ba: mu.”
Ary hoy Mosesy tamin’ i Arona: Makà vilany, ka asio mana eran’ ny vata omera eo anatiny, dia apetraho eo anatrehan’ i Jehovah mba hotehirizina hatramin’ ny taranakareo fara mandimby.
34 Hina Gode da Mousesema sia: i amo defele, Elane da amo lale, dialoma: ne Gode Ea Gousa: su Sema Gagili ea ba: le gaidiga ligisi.
Ary araka izay nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy no nametrahan’ i Arona izany teo anatrehan’ ny Vavolombelona mba hotehirizina.
35 Isala: ili dunu da ode 40 eno amoga ‘ma: na’ nasu. Amogainini ilia Ga: ina: ne sogega doaga: le esalu.
Ary ny Zanak’ Isiraely nihinana mana mandritra ny efa-polo taona mandra-pahatongany tany amin’ izay tany misy monina: eny, mana no nohaniny mandra-pahatongany tany amin’ ny sisin’ ny tany Kanana.
36 (Amo esoga, hafoga: i sema defei ilegei da 20 ‘lida’ agoane ba: i.)
Ary ny omera dia ampahalofon’ ny vata efaha.

< Gadili Asi 16 >