< 2 Sa:miuele 9 >

1 Eso afaega, Da: ibidi da amane adole ba: i, “Solo ea sosogo fi dunu afae da esalabala? Amai galea, na da Yonada: nema asigiba: le, ema asigi hou olelemu hanai gala.”
Ary hoy Davida: Mbola misy sisa ihany va ny tamingan’ i Saoly mba hasiako soa noho ny amin’ i Jonatana?
2 Solo ea sosogo fi hawa: hamosu dunu afae amo ea dio Siba da esalebe ba: i. Ilia da e Da: ibidima masa: ne sia: i. Da: ibidi da ema amane adole ba: i, “Di da Sibala: ?” E bu adole i, “Ma! Hina noga: idafa! Na da dia hawa: hamosu dunu!”
Ary nisy mpanompon’ ny fianakavian’ i Saoly, Ziba no anarany. Ary nantsoiny hankany amin’ i Davida izy, ka hoy ny mpanjaka taminy: Hianao moa no Ziba? Ary hoy izy: Izaho mpanomponao no izy.
3 Hina bagade Da: ibidi da ema amane adole ba: i, “Solo ea sosogo fi dunu afae esalabala? Na da na Godema ilegei defele, agoai dunuma asigi hou olelemusa: dawa: lala.” Siba da bu adole i, “Yonada: ne egefe afadafa fawane da esala. E da gasuga: igi gala.”
Ary hoy ny mpanjaka: Mbola misy sisa ihany va ny tamingan’ i Saoly mba hasiako soa araka ny fanaon’ Andriamanitra? Dia hoy Ziba tamin’ ny mpanjaka: Mbola misy zanakalahin’ i Jonatana iray ihany ao, nefa malemy tongotra izy.
4 Da: ibidi da adole ba: i, “E da habidili esalabala?” Siba da adole i, “E da Loudiba sogega, Ma: ige (A: miele egefe) amo ea diasua esala.”
Ary hoy ny mpanjaka taminy; Aiza anefa izy? Dia hoy Ziba tamin’ ny mpanjaka: Indro izy ao an-tranon’ i Makira, zanak’ i Amiela, ao Lo-debara.
5 Amaiba: le, Da: ibidi da Mifibousiede ema misa: ne sia: si.
Ary Davida mpanjaka naniraka haka azy tao an-tranon’ i Makira, zanak’ i Amiela, tao Lodebara.
6 Mifibousiede (Yonada: ne egefe amola Solo ea aowa) da doaga: loba, e da Da: ibidima nodoma: ne, e midadi begudui. Da: ibidi da amane sia: i, “Mifibousiede!” E bu adole i, “Hina noga: idafa! Na da dia hawa: hamosu dunu!”
Ary nony tonga teo amin’ i Davida Mefiboseta, zanak’ i Jonatana, zanak’ i Saoly, dia niankohoka sy nitsaoka azy izy. Ary hoy Davida: Mefiboseta! Dia hoy izy: Inty ny mpanomponao.
7 Da: ibidi da amane sia: i, “Mae beda: ma! Na da dia ada Yonada: ne dawa: beba: le, dima asigiwane hamomu. Na da soge huluane amo dia aowa ea gagui, amo dima bu imunu. Amola di da eso huluane na diasuga ha: i manu da defea.”
Ary hoy Davida taminy: Aza matahotra, fa hasiako soa tokoa ianao noho ny amin’ i Jonatana rainao, ary hampodiko ho anao ny tany rehetra izay an’ i Saoly rainao, ary ianao hihinana eo amin’ ny latabatro mandrakariva.
8 Mifibousiede da bu beguduli, amane sia: i, “Hina noga: idafa! Na hou da wa: me bogoi amo ilia hou hame baligisa. Nama da noga: i hou agoai da hame hamomu galu.”
Dia niankohoka izy ka nanao hoe: Zinona moa aho mpanomponao izay toy ny alika maty, no mba jerenao?
9 Amalalu, Da: ibidi da Solo ea hawa: hamosu dunu, Siba, amo ema misa: ne wele sia: ne, ema amane sia: i, “Na da dia hina ea aowa amo Mifibousiede, ema liligi huluane amo Solo amola ea sosogo ilia musa: gagui liligi, amo ema bu imunu.
Dia niantso an’ i Ziba, mpanompon’ i Saoly, ny mpanjaka ka nanao taminy hoe: Izay rehetra nananan’ i Saoly sy ny mpianakaviny rehetra dia nomeko ny zanakalahin’ ny tomponao.
10 Di amola diagofelali amola dia hawa: hamosu dunu da Solo ea sosogo fi ilima ha: i manu ima: ne, ea soge amoga ha: i manu bugimu amola dadamini gaguli misa. Be Mifibousiede e fawane da eso hulu nina: ha: i nasu fafai amogai nasu hamomu.” (Siba egefelali da15agoane ba: i, amola ea hawa: hamosu dunu da 20 agoane esalu).
Koa ianao sy ny zanakaolahy ary ny mpanomponao no hiasa ny tany ho azy ka hanatitra hanin-kohanina ho an’ ny zanakalahin’ ny tomponao; fa Mefiboseta, zanakalahin’ ny tomponao, hihinana eo amin’ ny latabatro mandrakariva. Ary Ziba nanana zanakalahy dimy ambin’ ny folo sy mpanompo roa-polo.
11 Siba da bu adole i, “Hina noga: idafa! Na da dia hamoma: ne sia: i huluane amo defele hamomu!” Amaiba: le, Mifibousiede da hina bagade egefelali defele, Da: ibidi ea ha: i nasu fafai amoga fili, ha: i nasu.
Ary hoy Ziba tamin’ ny mpanjaka: Araka izay rehetra nandidianao mpanjaka tompoko no hataon’ ny mpanomponao. Fa ny amin’ i Mefiboseta, hoy Davida, dia hihinana eo amin’ ny latabatro toy ny anankiray amin’ ny zanakalahin’ ny mpanjaka izy.
12 Mifibousiede da goi mano ea dio Maiga esalu. Siba ea sosogo huluane da Mifibousiede ea hawa: hamosu lai.
Ary Mefiboseta nanan-janakalahy tanora, Mika no anarany. Ary izay rehetra nitoetra tao an-tranon’ i Ziba dia mpanompon’ i Mefiboseta avokoa.
13 Amalalu, Mifibousiede (ea emo aduna da gasuga: igi galu) e da Yelusaleme moilai bai bagadega esalu. E da ea ha: i manu huluane amo hina bagade ea ha: i nasu fafai amoga nasu.
Ary Mefiboseta nonina tany Jerosalema; fa teo amin’ ny latabatry ny mpanjaka no nihinanany mandrakariva; ary nalemy ny tongony roa.

< 2 Sa:miuele 9 >