< Apokalypsy 2 >

1 Soraty ho amin’ ny anjelin’ ny fiangonana any Efesosy. Izao no lazain’ ilay miharona ny kintana fito eny an-tànany ankavanana sady mandeha eo afovoan’ ny fanaovan-jiro volamena fito:
“Ku Malaika owa Likanisa Lya Efeso yandika: 'Jinu ni misango ja ulya unu agwatiliye jinjota jiliya musanju mu kubhoko kwaye okwebhulyo. Omwene unu kalibhata agati ya Jinomyo na jijaabhu eja jitala musanju kaika kutya,”
2 Fantatro ny asanao sy ny fikelezanao aina sy ny faharetanao ary ny tsi-fahazakanao izay mpanao ratsy; ary ianao efa nizaha toetra izay milaza ny tenany ho Apostoly, kanjo tsy izy, ary hitanao fa mpandainga izy;
“'Nimenyele chinu oukola no kukomela kwao ku milimu na kubhwigumilisha bhwalya mu chimali, na ati utakutula okwaikana nabho bhanu bhali bhabhibhi, na wabhalegejishe bhona bhanu abhebhilikila ati ni ntumwa Kasi tikutiyo, na abhabheelesha kubha bhalimi.
3 ary manana faharetana ianao ka niaritra noho ny anarako sady tsy reraka.
Nimenyele uli no myoyo kwo okutendesha no kwigumilisha, na walabhile ku mafu kunsonga ya lisina lyani, na uchali kuigwa.
4 Kanefa manan-teny aminao Aho, satria efa niala tamin’ ny fitiavanao voalohany ianao.
Mbe nawe gunu Nigwo nilinagwo mu bhutasikene nawe ati, wasigile elyenda lyao elyokwamba.
5 Koa tsarovy izay nitoeranao fony tsy mbola lavo, dia mibebaha, ka manaova ny asa voalohany; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao Aho ka hamindra ny fanaovan-jironao hiala amin’ ny fitoerany, raha tsy mibebaka ianao.
Kulwejo nuwichuke anu waguye, ute no kukola ebhikolwa bhinu wakolele okusoka ku bhwambilo. Ukalema okuta, enikujako no okuisoshao inomyo yao anu ili.
6 Kanefa izao no toetranao: halanao ny asan’ ny Nikolaïta, izay halako koa.
Mbe nawe awe una linu ati, utamangenwe galiya ganu abhanikolai bhakolele, nolwo Anye one nitamangenwe nago.
7 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ ny Fanahy amin’ ny fiangonana. Izay maharesy dia havelako hihinana ny avy amin’ ny hazon’ aina, izay eo amin’ ny Paradisan’ Andriamanitra.
Alabha uli no kutwi, tegelesha ganu Mwoyo kabhwila amakanisa. Na ku mwene unu kwiya ndimuyana echibhali cho jilya kwiti lyo bhuanga bhunu bhuli mu Paladiso ya Nyamuanga.'
8 Ary soraty ho amin’ ny anjelin’ ny fiangonana any Smyrna: Izao no lazain’ ny Voalohany sy ny Farany, Izay efa maty, nefa velona indray:
Ku Malaika unu ali kwi Kanisa lya Smirna andika: 'jinu ni misango ja ulya unu ali bhwambilo no bhutelo unu aliga afuye na nabha muanga lindi:
9 Fantatro ny fahorianao sy ny fahantranao (nefa manan-karena ianao), ary ny fitenenan-dratsy ataon’ izay milaza ny tenany ho Jiosy, kanjo tsy izy, fa synagogan’ i Satana.
“'Enijimenya jinyako jawo no bhutaka bhwawo (Mbe nawe awe uli munibhi), no lulimi lya bhalya bhanu abhetoga abhayaudi (Mbe nawe tibho- bhenene ni likofyanyisho lya Shetani).
10 Aza matahotra izay efa hiaretanao; indro, ny devoly efa hanao ny sasany aminareo ao an-tranomaizina, mba ho voazaha toetra ianareo, ary hanam-pahoriana hafoloana. Aoka ho mahatoky hatramin’ ny fahafatesana ianao, dia homeko anao ny satro-boninahitra fiainana.
Wasiga kubhaya jinyako jinu jilikubhona. Lola! Shetani Kenda okubhesa abhandi bhemwe mwibhoyelo koleleki nibhone okulegejibhwa, no omujonyaka kwa nsiku ekumi. Mbe mubhe bheikanyibhwa kukinga kufwa, ne enibhayana olutendo lwo bhuanga.
11 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ ny Fanahy amin’ ny fiangonana. Izay maharesy dia tsy hosimban’ ny fahafatesana faharoa.
Alabha uli no kutwi, tegelesha ganu lwa kutyo Mwoyo kagabhwila amakanisa. Omwene unu kaiga atakubhona mauta go lufu lya kabhili.'
12 Ary soraty ho amin’ ny anjelin’ ny fiangonana any Pergamosy: Izao no lazain’ ilay manana ny sabatra roa lela maranitra:
Ku malaika wa likanisa elya Pergamo yandika: jinu nijo kaika omwene unu ali na lipanga elyo bhugi, elya mogi gabhili.
13 Fantatro izay onenanao, dia ao amin’ ny itoeran’ ny seza fiandrianan’ i Satana; ary mitàna mafy ny anarako ianao ka tsy nandà ny finoana Ahy, na dia tamin’ ny andron’ i Antipasy martiorako aza, izay lehilahy nahatoky Ahy, dia ilay novonoina teo aminareo, teo amin’ izay onenan’ i Satana.
“'Enimenya libhala linu wikaye - libhala linu anu chili echitebhe cho obhutungi bhwa Shetani. Nolwo kutyo awe ugwatile muno lisina lyani, utalilemele elikilisha lyao linu Lili kwanye, nolwo jinsiku jilya eja Antipasi omubhambasi wani, omwiikanyibhwa wani, unu etilwe agati-gati yemwe, ao niwo Shetani ekaye.
14 Kanefa manan-teny kely aminao Aho, fa misy eo aminao izay mitàna ny fampianaran’ i Balama, ilay nanome fo an’ i Balaka hanisy fahatafintohinana teo anoloan’ ny Zanak’ isiraely, hihinana hena naterina tamin’ ny sampy sy hijangajanga.
Mbe nawe nili ne misango mifui jitasikene nawe: uliyo na bhanu eyo bhanu bhagwatile ameigisho ga Balaamu, mwene unu amwiigisishe Balaki okutao ebhikujulo imbele ya bhana bha Israel, koleleki bhalye ebhilyo bhinu bhyasosibhwe ku bhiyana ebhye bhisusano no obhulomesi.
15 Ary toy izany koa, misy eo aminao izay mitàna ny fampianaran’ ny Nikolaïta tahaka ny an’ ireny.
Kwibhyo ebhyo, nolwo awe ulio na bhandi bhebhwe bhanu abhagwata ameigisho aga Bhanikolai.
16 Koa dia mibebaha; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao faingana Aho ka hamely ireo amin’ ny sabatry ny vavako.
Mbe nute! Alabha ukalema okukola kutyo, enija bhwangu, enijo okukola lilemo ingulu yao kwa lipanga linu elisoka mu Kanwa Kani.
17 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ ny Fanahy amin’ ny fiangonana. Izay maharesy dia homeko mana miafina sady homeko vato fotsy, ary eo amin’ ny vato dia misy anaram-baovao voasoratra, izay tsy fantatr’ olona afa-tsy izay mandray azy ihany.
Alabha uli no kutwi, mbe nutegeleshe Mwoyo chinu kabhabhwila amakanisa. Unu kaiga, enimuyana emanu (emikate) inu ibhisilwe, one enimuyana libhui limwela linu lyandikilweko lisina liyaya ingulu ya libhui, lisina linu atali unu kalimenya atali omwene unu kalilamila.'
18 Ary soraty ho amin’ ny anjelin’ ny fiangonana any Tyatira: Izao no lazain’ ny Zanak’ Andriamanitra, Izay manana maso toy ny lelafo, ary ny tongony tahaka ny varahina manganohano:
“Ku Malaika wa likanisa elya Thiatila yandika: “Jinu nijo emisango no Mwana wa Nyamuanga, omwene unu ali na meso gaye uti ebhesi lya mulilo, ne bhigele kuti China chinu chikubhilwe muno:
19 Fantatro ny asanao sy ny fitiavanao sy ny finoanao sy ny fanompoanao ary ny faharetanao, ary ny asanao farany dia be noho ny voalohany.
“'Enimenya chinu ukolele-elyenda lyao ne likilisha no bhufulubhendi no bhwigumilisha bhwao obhwe chimali, na ati chilya chinu wakolele ayei kutya ni kukila chinu wakolele mu bhwambilo.
20 Kanefa manan-teny aminao Aho, satria ianao mandefitra amin’ ilay vehivavy Jezebela, izay milaza ny tenany ho mpaminanivavy ka mampianatra sady manoloky ny mpanompoko hijangajanga sy hihinana hena naterina tamin’ ny sampy.
Mbe nawe ninalyo linu ingulu yao: oumwigumilisha omugasi Yezebeli unu kebhilikila omwene -la ati omulagi mugasi. Ku meigisho gaye, nabhayabhya abhakosi bhani okulomela no kulya ebhilyo bhinu ebisosibhwa ebhiyanwa ku bhisusano.
21 Ary nomeko andro hibebahany izy, nefa tsy mety mibebaka amin’ ny fijangajangany izy.
Namuyanile omwanya ogwo kuta, mbe nawe atakwenda kuta no kusiga obhubhibhi bhwaye.
22 Indro, hampandamahiko eo am-pandriana izy, ary izay mijangajanga aminy dia hataoko ao amin’ ny fahoriana lehibe, raha tsy hibebaka amin’ ny asan-dravehivavy izy.
Mbe lola! enimwesa ku chitanda cho bhulwaye, na bhaliya bhanu abhakola obhusiani nage munyako nyafu, alabha jitali kutyo nibhate kuchinu akolele.
23 Ary hovonoiko amin’ ny fahafatesana ny zanany; ary ny fiangonana rehetra hahalala fa Izaho no mandinika ny voa sy ny fo; ary homeko araka ny asanareo avy ianareo rehetra.
Enijo bhabhuma abhana bhaye bhafwe na Kanisa gone gamenye ati anye nanye unu katatilisha ameganilisho na inamba. Enimuyana bhuli umwi wemwe lwakutyo ebhikolwa bhyaye.
24 Fa aminareo izay sisa any Tyatira, dia izay tsy manana izany fampianarana izany sady tsy mba mahalala ny ataon’ ireo hoe “sain-dalin’ i Satana”, dia izao no lazaiko: tsy hovesarako entana hafa ianareo;
Mbe nawe ku bhandi bhemwe bhanu musagile mu Thiatila, ku bhaliya bhona bhanu mutakugwata eliigisho linu, na bhanu mutakumenya chilya chinu abhandi abhabhilikila obhumbise bhwa Shetani, enaika kwemwe, nitakubhatelako mujigo gwone gwone ingulu yemwe.'
25 kanefa izay anananareo dia tano mafy mandra-pihaviko.
Ku musango gwone gwone, ni bhusi-bhusi mubhe bhakomee kukinga anu ndijila.
26 Ary izay maharesy ka mitandrina ny asako hatramin’ ny farany dia homeko fahefana amin’ ny jentilisa;
Wona wona unu kasiga no kukola chilya nakolele kukinga ku bhutelo, ku mwenene ndimuyana okutunga ingulu ya Maanga.
27 ary hiandry azy amin’ ny tehim-by izy ka hanorotoro azy toy ny fanorotoro vilany tany, dia araka izay efa noraisiko tamin’ ny Raiko.
'Alibhatunga kwa insimbo ye chuma, lwa jimbakuli eja mayalu, kabhata bhibhala bhalagi.'
28 Ary homeko azy ny kintana fitarika andro.
Lwa kutyo nalamiye okusoka ku Lata wani, ndimuyana one ijota ya katondo.
29 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ ny Fanahy amin’ ny fiangonana.
Alabha uli no kutwi, nuungwe chilya chinu Mwoyo kagabhwila amakanisa.'

< Apokalypsy 2 >