< Gesami Hea:su 150 >

1 Hina Godema nodoma! Gode Ea Debolo Diasu ganodini Ema nodone sia: ma! Gode Ea muagado gasa bagade hou amoma nodoma!
Haleloia. Miderà an’ Andriamanitra eo amin’ ny fitoerany masìna. Miderà Azy eo amin’ ny habakabaky ny heriny.
2 Ea gasa bagade hawa: hamosu ba: beba: le, Ema nodoma! Ea gasa bagade baligi hou amoma nodone sia: ma!
Midera Azy noho ny asany lehibe; Miderà Azy araka ny haben’ ny voninahiny.
3 Dalabede dusa, Ema nodone sia: ma! Sani baidama amola ilibu ba: gu la: idi la: idi figi gisinagisanasu duni, Ema nodoma.
Miderà Azy amin’ ny fitsofana ny anjomara; Miderà Azy amin’ ny valiha sy ny lokanga.
4 Ilibuga dusa amola gafole iana, Ema nodoma! Sani baidamaga amola buni fulabosuga dusa, Ema nodoma!
Miderà Azy amin’ ny ampongatapaka sy ny dihy; Miderà Azy amin’ ny zava-maneno tendrena sy ny sodina.
5 Edado fasu amoga Ema ha: giwane nodoma!
Miderà Azy amin’ ny kipantsona maneno; Miderà Azy amin’ ny kipantsona tsara feo.
6 Esalebe liligi huluane! Hina Godema nodoma! Hina Godema nodoma! Sia: ama dagoi
Aoka izay rehetra manam-pofonaina samy hidera an’ i Jehovah. Haleloia.

< Gesami Hea:su 150 >